Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Tonalite: D (Version Coulisse en TV plus)
Accord intro fotsiny
A': x07655
Em7': x79787 Em/A: x0x453
F#m7': x9(11)9(10)9
F#m7/A: x0x675
Gmaj7': x(10)(12)(11)(12)(10x)
--------------------------
A/D: xx0220 Am/B: x2221x Asus2/B: x2220
Aug: x0x221 A/G: 3x222x
B: 799877 B7: x21202 B7/F#: 221202
D/F#: 2xx232
F#m7: 2x2220
F#m7/B: x22222
F#m/C#: x44222
Gmaj7: 3x5432 Gm7/C:x33333
G/A: x00787 G/D: xx0433
*: Bass ihany
Intro:
Gmaj7'-F#m7'-Em7'-A' | D
A*-Em/A-F#m7/A | G/A
-------------------------
Intro tohiny (version Coulisse en TV plus ihany)
D A/D | G/D A/D
D-A/C#-Bm-Bm/A | Gmaj7
F#m7 | F#m7/B Am/B-Asus2/B
Gmaj7'-F#m7'-Em7'-A | Gm7/C
Riff
e|-4-3---6-8-10
b|-4-3---6-8-10
g|-4-3---6-8-10
D|-4-3---6-8-10
-------------------------
A*-Em/A--F#m7/A | G/A'
Tonony 1
D A/D G/D A/D
Mitady efa maro loatra, ny sigara laniko
D A/C# Bm Bm/A Gmaj7
Lanin' adin-tsaina,a__minao
F#m7 F#m7/B Am/B-Asus2/B
Ny alina, tsy hahitako tory koa
Em Asus2 Aug
Miandry ny maraina hahitana anao
Tonony 2
D A/D G/D A/D
Mitady hiroana amin'ny ratsy, ity tenako efa voa
D A/C# Bm Bm/A Gmaj7
Amin'izay dia ho adino.... ny ataonao
F#m7 F#m7/B Am/B-Asus2/B
Nahoana re, no simbana ny amintsika
G F#m7 Em A D
'Zaho mbola ampankana fy anao
Fiverenana
F#m/C# Bm Gmaj7
No___vainao, 'lay fifankatiavana
E A
Novainao, 'lay fifanarahana
D Am D D/F# G
Novainao, novainao koa ny fiainako
Gm7/C
Ho kitoatoa
D/A A
Dia ahoana indray, f'ahoana kay
Intro
Tonony 3
D A/D G/D A/D
Vao tsy ela akory anefa, ianao 'lay tena tia
D A/C# Bm Bm/A Gmaj7
Ohatran'ny mba ho tohi_zinao
F#m7 F#m7/B Am/B-Asus2/B
Tamin'ireny, hitako fa mamy ery
G F#m7 Em A G
'Zaho mbola ampankana fy anao
A/G F#m7
oouh oh-oh ouh oh, lalalay
B7/F# B7
tsoriririri-mba-mbaray
Em D/F#
Mparara Mpararara mparararay
G A
Tsarara tsarara tsarara
D......
Oh ouh o
Fiverenana
Famaranana
Gmaj7-F#m7-Em7'-A'- B
Ouh oh oh ouh oh oh
Like this:
Like Loading...
Related
Can I have the lyrics in this song just in the beginning in english?
Haha I think you can google translate it…it’s a bit hard to translate a song word for word