Hiran'i Bodo rehetra: BodoCapo: 2
A': x05433
Bm: x24432
D/F#: 200232
Em: 022000
FampidiranaG D/F# AD A' GEm A DTononyG A
Ny fitiavantsika roa
D
Kanto tokoa
G A
Nofinofy mamy soa
D
Tsy mba ho lo
G A
Embona mameno fo
D A
Tsisy ahiahy, mety hampanahy
Bm A G
Ny androntsika hatramin’izao
A D
Tanana tsy mifandao
Fiverenana Em A
Aina miray, tsy vaky ilay
D
Toa ‘ty sy ‘nday
Em A
Lakam-pitia, fo mifangia
D
Miara-dia
Fampidirana/TononyFiverenana (2x)
Key: C
IntroFmaj7.. G..| Am....
Fmaj7.. G..| C..G..G7-GVerse 1 C Em
Raha momba ilay resakao
Am F
Dia tsy hoe faly ny hanohitra ihany
C D7 G
Fa dia vahotra anie aho amin’izany
Pre-ChorusFmaj7' Em7'
.. Raha ny ao an-tsaina indray
Dm7' Am'
Tsy hamadika ilay notiavinao aho
F G
An an an, fa izy anie
F G C G*-C-G6/B
Fa izy anie no efa namako hatrizay
Chorus Am Em
Nahoana loatra ary ianao
F G C
Hanitsaka azy, aoka re
E Am
Tsy mety izany akia
G C
Hajao ilay nomenao fitia
C#dim7
Hamitaka azy ianao dia
Dm Em F
Izay izaho ve
F G C
Ka hoy aho hoe an an an
-> IntroVerse 2 C Em
Ianao aloha dia tsara tokoa
Am F
Fa na izany aho anefa tsy sahy
C D7 G
Fihavananay no taloha mampanahy
Pre-Chorus Fmaj7' Em7'
.. Ka ny faniriako anie
Dm7' Am'
Tsy handratra mihitsy ny fony aho
F G
An an an, fa izy anie
F G C G*-C-G6/B
Fa izy anie no efa akamako ela be
Chorus (2x)Outro C#dim7
Hiantsampy ihany ianao dia
Dm Em F
Izay izaho ve
F G C
Ka hoy aho hoe an an an
Tondrompeon'i Njakatiana hafa: NjakatianaAm': 577555 na x07555
C#dim7: x4535x
D7: xx0212 Dm7': x57565
Em: 022000 Em7': x79789
Fmaj7: 1x3210 Fmaj7':x8(10)9(10)8
G6/B: x20030 G7: 3x0001
Key: G
Verse 1G6 D2/F#
Ny teny mamy nolazaiko
Em G Am7 G/B
Nanambita___mby anao
C G/B Am7
Matokisa sombinaiko
Dsus4 G Am7 Dsus4Fa tsy hiova hatram’izao
Verse 2
G6 D2/F#
Hatezerako ombieny ombieny
Em G Am7 G/B
Nankararirary fo
C G/B Am7
Aza raisinao ireny
Dsus4 G C/G-G
Aoka hivalona avokoa
Chorus D C
Ianao irery no nilaiko
G
Ianao ilay nofinidy
Dsus4 C
Mahay mandamindamina ny saiko
G
Diamondra sarobidy
--------------------------
2x
Am7 D7/C
Raha misy ny hadalako
B7 Em
Olombelona tokoa
C Bm7 Am7
Aoka re mba hofafàko
Dsus4 G
Dia hovaiko ho zava-tsoa
Verse 3G6 D2/F#
Ny sangisangy izay fanao
Em G Am7 G/B
Horokoroka fahiny
C G/B Am7
Raha mety re ianao
Dsus4 G Am7 Dsus4
Averiko eto ankehitriny
Verse 4
G6 D2/F#
Ny bedibedy ’zay tsy tanty
Em G Am7 G/B
’Zay nandreraka ny loha
C G/B Am7
Tsy ataoko intsony mandra-maty
Dsus4 G C/G-G
’Zao dia ’zao aho dia hiova fo
-------------------------------------
Am7: x0201x
B7: x21202 Bm7:x24232
C/G: 3x201x
D2/F#: 2xx230 Dsus4: x5403x D7/C: x3x232
G/B: x2003x G6: 320030
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'HayAsus: x02230
D2': xx4230 D2 : xx0230
F#m:244222FampidiranaD2' E A
D2' E ATonony 1 D2 E Asus A
Ampitampitao, any ny hafatro
D2 E F#m E
Raha mba mandalo any ianao, lazao izy hoe:
D2 E Asus A
Efa ela ihany, No tsy tazany
D2 E F#m E
Sa efa hadinonao, Ny fisiany ao
A D2 E
Raha toa sitrakao
Asus A
Dia izao lazao
Fiverenana D E
Fa mbola tiany foana hono ianao
Asus A
Tsy mio____va
D E F#m E
Na ho ela, na ho haingana
A D E
Fitia tsy sangisangy na koa
Asus A
Haitrai___tra
D E F#m E
Fa rehefa tia, dia ho doria
A D
Valio tsotra
E A
Eny na tsia
Tonony 2 D2 E Asus A
Dia bitsibitsio, eo an-tsofiny
D2 E F#m E
Fa mbola tia azy aho, hatramin’izao
D2 E Asus A
Raha sanatria, mifanohitra,
D2 E F#m E
'Zay valin-teniny, Lazainy anao
A D2 E
Raha toa sitrakao
Asus A
Dia izao lazao
Fiverenana (2x) D E
Fa mbola tiany foana hono ianao
Asus A
Tsy mio____va
D E F#m E
Na ho ela, na ho haingana
A D E
Fitia tsy sangisangy na koa
Asus A
Haitrai___tra
D E F#m E
Fa rehefa tia, dia ho doria
A D
Valio tsotra
E A
Eny na tsia
Key: C
Intro: G..Bm..(2x) C..G ..(2x) Am..C..(2x) G..Am.. (3x) G..C..| G.... Verse 1 (2x)G Bm G Bm
.. Raha mankany ialahy,..mandalo any ialahy
C G C G
.. Mahita an'azy ialahy,..mivovo any ialahy
Am C Am C
Hitondray any aho, hivimbino any aho
G Am G Am
Tapatapany ihany a!..Sombitsombiny ihany a
G Am G C G
Fofopofony ihany a!Poootipotiny ihany a
Chorus (2x) Am C D Am
...Lazao azy fa raha ritra ange ny rano
Am C D Am
.. Diaviko tongotra ny làlana mankany
Bm
... Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy
Am C G
Hitondra Paradisa
-> IntroVerse 2 (2x)G Bm G Bm
.. Raha mankany ialahy,..mandalo any ialahy
C G C G
.. Mahita an'azy ialahy,..mivovo any ialahy
Am C Am C
Hitondray any aho, hivimbino any aho
G Am G Am
Singam-bolony any,...piti-drorany any
G Am G C G
Sombim-piainany any,saaary anankiray
------------------------
Bm: x24432Tondrompeon'i Lolo sy ny Tariny hafa : Lolo sy ny Tariny