Aza Tsahoan’Ialahy (Lolo sy ny Tariny)

Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: 
Lolo sy ny Tariny
Dm:xx0231

Tonony 1
C                                 F
Aza tsahoan’ialahy lesy aho ry lery e
        G                    C 
Haiko tsara izany kozy izany a
C                            F
Efa olona maro be lesy ry lery e
   G                      C   
No efa nampanantena izany a

     Tonony 2
     Dm
     Efa im-piripiry moa 
      Am
     Tamin’iny volana iny
     Dm
     Izaho no mitalaho fa iny 
       Am
     Tsy mba manan’tsiny
                   C    Am F G           C      
     Fa ny lanitra aza....  nanadino ahy a 

Tonony 2 
C                                   F
Aza tsahoan’ialahy lesy aho ry lery e
        G                    C 
Haiko tsara izany kozy izany a
      C                           F 
Fandriana tsy anananay lesy ry lery e
    G                        C 
Izahay miladina amin'ny tany a

     Fiverenana
       Dm                     Am
     Tsy ianareo ihany no mpiresaka izany
         Dm                        Am
     Fa ny fandriana  ihany no itovizana eto an’tany
               C   Am F G           C
     Fandriana aza.... nanadino ahy a

Tonony 3
C                               F
Aza tsahoan’ialahy lesy aho ry lery e
        G                    C
Haiko tsara izany kozy izany a
        C                                  F 
Tsy ho hitako eto an-tany mihitsy lesy ry lery e
       G                  C 
Raha izany fitovina izany a

     Fiverenana
          Dm 
     Tsy mambrin'ny fokotany ahy 
           Am 
     Tsy isam-pokonolona
          Dm
     Tsy mifidifidy izany aho
         Am 
     Ka biby sa olona 
                C   Am F G           C
     Fokonolona aza.... nanadino ahy a

Famaranana
C                               F
Aza tsahoan’ilay lesy aho ry lery e
        G                    C
Haiko tsara izany kozy izany a
    C                            F
Tsy olona adala lesy aho ry lery e
         G                     C
Tsy hahalala setroka sy tomany a
     G                             C
Tsy haiko indray ny any an-danitra a

Raha Mankany Ialahy (Lolo sy ny Tariny)

Font Size
Transpose

Key (original): G
Key (transposed): G

Intro
 
G – - 
 
 
 
Bm – - 
 
2x 
 
C – - 
 
 
 
G – - 
 
2x 
 
Am – - 
 
 
 
C — 
 
2x 
 
G – - 
 
 
 
Am – - 
 
3x 
 
G – - 
 
 
 
Cm – - 
 
| 
 
G – – – - 
Verse 1 (2x)
 
G 
….Raha 
 
mank
Bm 
any 
 
ialahy,
G 
….mandalo 
 
 
Bm 
any 
 
ialahy
 
C 
….Mahita 
 
an'
G 
azy 
 
ialahy,
C 
….mivovo 
 
 
G 
any ialahy H
Am 
itondr
C 
ay any aho,
Am 
….hivimb
C 
ino any aho
 
T
G 
apat
Am 
apany ihany a!  
G 
….Sombits
Am 
ombiny ihany a
 
F
G 
ofop
Am 
ofony ihany a! 
 
P
G 
oo
C 
otipotiny 
 
ih
G 
any 
 
a
Chorus (2x)
 
Am 
….Lazao 
 
 
C 
azy fa raha r
D 
itra ange ny r
Am 
ano
 
Am 
….Diaviko 
 
t
C 
ongotra ny làlana mankany
 
Bm 
…. Kaozy tsy vazivazy,
Bm 
….tonga aho hamangivangy
 
H
Am 
itondr
C 
a 
 
P
G 
aradisa 
 
 
Verse 2 (2x)
 
G 
….Raha 
 
mank
Bm 
any 
 
ialahy,
G 
….mandalo 
 
 
Bm 
any 
 
ialahy
C 
….Mahita 
 
an'
G 
azy 
 
ialahy,
C 
….mivovo 
 
 
G 
any ialahy H
Am 
itondr
C 
ay any aho,
Am 
….hivimb
C 
ino any aho S
G 
ingam-b
Am 
olony 
 
any,
G 
….piti-dr
Am 
orany 
 
any
 
S
G 
ombim-pi
Am 
ainany 
 
any
 
S
G 
aa
C 
ary 
 
anankir
G 
ay 
 
 


Tondrompeon’i Lolo sy ny Tariny hafa : Lolo sy ny Tariny