Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
A/G: 3x222x A4: x0223x
B7: x21201 Bm7: x24232
D#dim7:x6757x
E7: 020100 E/G#:4xx454
F#7: 2x232x F#m7:2x222x
G7: 3x343xFampidirana
A E (2x)
Tonony 1
A
Afaka ny tahotro
A/G D
Voafidy ankehitriny
B7 A
Tsy mba manana ahiahy
F#m7 Bm7 E7 A A4-E
Fa ianao dia ahy
A
Tsy mety afaka ao an-doha
A/G D
Efa mifikitra tsy miala
B7 A F#m7 Bm7
Ianao foana fo no ma_meno
E7 A
Ny andro rehetra
E/G#-A'-D#dim7
Fiverenana D E D
Tsy mila tamby, tsy mila valiny
E A E B7 A
Na vetin-teny ho renesiko a_ho
D E D
Tsy resena lahatra aho, na omena
E A
Fahafaham-po hampitony ahy
G7 F#7
Anilanao tanteraka aho mandrakizay
Bm7 A D E
F'ianao mantsy efa ato anaty
A E
Tsy mba manam-paharoa
Tonony 2 A
Anilanao tsy mba mangina
A/G D
Izay atao dia mahaliana ahy
B7 A
Ianao no ambeti-teny
F#m7 Bm7 E7 A
Mive_rina matetika
TetezanaA D
Oh Oh Oh Oh hm hm hm hm
F#m7 Bm7| E7 A
Fiverenana (2x) D E D
Tsy mila tamby, tsy mila valiny
E A E B7 A
Na vetin-teny ho renesiko a_ho
D E D
Tsy resena lahatra aho, na omena
E A
Fahafaham-po hampitony ahy
G7 F#7
Anilanao tanteraka aho mandrakizay
Bm7 A D E
F'ianao mantsy efa ato anaty
A E
Tsy mba manam-paharoa