Hiran'i Aina Cook rehetra:Aina Cook
Tonalite: Bb
Intro:F7/C... Cm7..| Bb/C...F/C.. F7/C... Cm7 | Bb/CTonony 1Cm7 Bb F/A
Eny , akipio ny maso tsy_hijery
Bb Bb/D Eb D7
'Zay fiainany tsy anilanao , tsy akaikinao
Cm7 Bb F/A
Eny , hodio tsy hita tsy hay
Bb Bb/D Eb D7 G
Na dia fantatra fa mahamay , ny vokatr’iza__y
Fiverenana (2x) Cadd9 Bb F/A
Fa izay, fa izay ihany no azo atao
G/B Cadd9
Raha tena tia azy ianao
Bb F/A
Ny ho avy tsy hay vinaniana
G/B C
Raha mba hiova izy any aoriana
Intro
Tonony 2 Cm7 Bb F/A
Nefa , fantaro fa manampetra
Bb Bb/D Eb
Ny fiafiana amin-java-drehetra
D7 G
Handalo sy hitoe_tra
Fiverenana (2x)Tetezana F G C-F/C
Hifaliana fa tsy_hijaliana ny fitiavana
C F G
Misy fetra nefa ny fiafiana na ny fiarahana
G
Nefa...
Fiverenana (4x) - faranana Cm7