Hiran'i Farakely sy Laza rehetra: Farakely sy Laza A7: x02020 Am7: x02010 C/E:0x2010 D7: xx0212 Dm7: xx0211 G/B:x20033 Fampidirana C F C F C G C Tonony 1 C C F N'andro manjombona, n'hatsiaka mamanala Dm C G Rehefa eo ianao, misind’ ireny miala C F C/E Hafanana, tambitamby teny mamy F C G C Aleoko foana eo anilanao hatrany Fiverenana F G Fa ny anilanao anie ry tiana C C Dia mitondra fifaliana F D7 G Raha lavitra anao, Tsy hita izay hatao C F Dm7 Ny alina, toa diavolan-dava C G C Mbola hafa ihany, izany akaikinao izany Am Tonony 2 (miakatra ny kle) G G C Na rivotra mifofo, na orana mifafy Am G Rehefa eo ianao, toa elatra mitafy G C G/B Sangisangy, tsikitsiky tsy mba lany C G D G Toa satry foana, ho eo anilanao hatrany Fiverenana (ambony) C D Fa ny anilanao anie ry tiana G G Dia mitondra fifaliana C A7 D Raha lavitra anao, Tsy hita izay hatao G C Am7 Ny alina, toa diavolan-dava G D G Mbola hafa ihany, izany akaikinao izany
Tetezana C Am G Mbola hafa ihany raha ianao C Am D G Fiverenana (ambony) Famaranana C G D Mbola hafa ihany, izany akaikinao C G Ny akaikinao