Feno Anao (Marion)

Hiran'i Marion rehetra: Marion
Am7: x02010
Bm:  x24432
D/F#:2x023x
Em7: 02x00x
G/B: x2003x

Fampidirana
Em7 G/B C | Am7 D
Em7 G/B C | D

Tonony 1
         G      D/F#    Em7    
Toa tsy mety mitony, ny ao anatiko ao 
C          G/B      Am7         D
 Te hilaza aminao, nefa miahotr’aho 
          G       D/F#  Em7 
Njao mientana ny fo,   manoloana anao 
C               G/B         Am7       D
 Na ny mora indrindra aza, lasa sarotra 

     Tetezana
     C                G/B        C
      Matokia foana_ihany kanefa aza manahy 
     C             G/B          D
      Aleo hibitsika mangina ny ao anatiko ao 

     Fiverenana
          Em7 G/B C            D 
     Efa feno a__nao, 'zao tontolo rehetra izao 
                 Em7 G/B C            D
     Fa raha tsy eo ia__nao, toa tsy mety izay atao 
       Bm            C     G             C
     Anio raha sitrakao, tsorina eto indray 
        F                D      
     Ho anao, ho anao,ho anao 
                  Em7 G/B C D
     Ny foko anjakao 

Tonony 2
        G      D/F#       Em7     
Ny efa vita taloha, misy ho visavisaina 
C                G/B           Am7           D
 Ny anio 'lay fitia vaovao 'ndray no andrandraina 
      G          D/F#  Em7
Samy tia tao am-po,  miandry ny maraina 
C           G/B               Am7             D      
 Efa fiainana vaovao manombok’eto ataovy an-tsaina

     Tetezana
     C                G/B        C
      Matokia foana_ihany kanefa aza manahy 
     C             G/B          D
      Aleo hibitsika mangina ny ao anatiko ao 

     Fiverenana
          Em7 G/B C            D 
     Efa feno a__nao, 'zao tontolo rehetra izao 
                 Em7 G/B C            D
     Fa raha tsy eo ia__nao, toa tsy mety izay atao 
       Bm            C     G             C
     Anio raha sitrakao, tsorina eto indray 
        F                D      
     Ho anao, ho anao,ho anao 
                  Em7 G/B C
     Ny foko anjakao 

Tetezana
D                                G                C
 Ny mpanenjika tsy tia, ho romotra tsy maintsy hiteny 
D                                C     D
 Ho avy ny andro ratsy ho resintsika ireny
     Fiverenana
          Em7 G/B C            D 
     Efa feno a__nao, 'zao tontolo rehetra izao 
                 Em7 G/B C            D
     Fa raha tsy eo ia__nao, toa tsy mety izay atao 
       Bm            C     G             C
     Anio raha sitrakao, tsorina eto indray 
        F                D      
     Ho anao, ho anao,ho anao 
                  Em7 G/B C D
     Ny foko anjakao