Hiran'i Dama rehetra: Dama Capo: 1 Open G (DGDgbd) C: x55555 D: 077777 F: x(10)(10)(10)(10)(10) G: x0(12)(12)(12)(12) na x000(12)(12) Fampidirana D G F D (2x) Tonony 1 2x G Manimanina ny any aminay izaho e G D Manimanina te-hody --------------------------------- D F Ny foko izay malahelo F G Tsy haiko ny hanaovana_azy G F C G Izaho tsy manam-bola handehanana hody (2x) D Tonony 2 G Efa tonga efa ela be ’zaho e G D Teto Antananarivo D G Nikarama efa ela be ’zaho e G D Teto Antananarivo D F Nefa dia hatramin’ izao F G Tsy nahangona vola firy G F C G Ny frais mbola tadiavina e, k’aleoko mijanona (2x) Tetezana 2x G F Mahatsiaro ny any aminay aho ry nama G F G Dia te hody, dia te hody a ------------------------------------ G F G Fiainan’ Antananarivo hiara-malala G F G Fa tsy te mahatamana G F G Fiainan’ Antananarivo hiara-malala G F G Fa tsy te hahalala G F G Mitsakaraka vola isan-andro ka mandreraka F G Ka mandreraka G F G Samy maka ho azy daholo, tsisy iainana F Tsisy iainana Famaranana 2x C G C O ry akamako a , omeo korazy aho C G Fa mitady ho reraka ---------------------------------- C G C O ry akamako a , omeo korazy aho C G Mba ho entiko hiady an C G C O ry akamako a , aza avela ho irery aho C G ’Ndao mba hiaraka C G C O ry akamako a , aza avela ho irery aho C G Tsara raha miaraka Tonony 1