Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona G/B:x20030 G7:320001 Tonony 1 C G Am ..Taitra aho F C Raha nahare fa hay ianao G F Tsy nitia ahy akory hatrizay. C G ..Tsy noheverinao Am F C ...ho tena izy fa kilalao G F Ireo tambitamby izay niarahana. Tetezana F Em Dm C G/B Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka Dm C G G7 .. nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy Fiverenana C G Am F C Fa naleonao namitaka ahy foana C G Am Tsy nihevitra ny hitia ahy F C Na hilaza ny marina C G Am F C Fa nataonao tsinontsinona G F C G F Ilay fitiavako anao hatrizao Tonony 2 C G ..Anio izaho Am F C ..manjary tena babonao G F Satria ny antsika roa tsy ho lafatra. C G ...Izany angamba Am F C ...no mety hahitana izay ho anjara G F ka ho feno ny hasambarana. Tetezana F Em Dm C G/B Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka Dm C G G7 .. nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy Fiverenana C G Am F C Fa naleonao namitaka ahy foana C G Am Tsy nihevitra ny hitia ahy F C Na hilaza ny marina C G Am F C Fa nataonao tsinontsinona G F C G F ilay fitiavako anao hatrizao Tetezana F Em Dm C G/B Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka Dm C G G7 .. nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy Fiverenana (Ambony) D A Bm G D Fa naleonao namitaka ahy foana D A Bm Tsy nihevitra ny hitia ahy G D Na hilaza ny marina D A Bm G D fa nataonao tsinontsinona A G D Ilay fitiavako anao hatrizao
Tag Archives: gitara
Aina Miray (Bodo)
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Capo: 2 A': x05433 Bm: x24432 D/F#: 200232 Em: 022000 Fampidirana G D/F# A D A' G Em A D Tonony G A Ny fitiavantsika roa D Kanto tokoa G A Nofinofy mamy soa D Tsy mba ho lo G A Embona mameno fo D A Tsisy ahiahy, mety hampanahy Bm A G Ny androntsika hatramin’izao A D Tanana tsy mifandao Fiverenana Em A Aina miray, tsy vaky ilay D Toa ‘ty sy ‘nday Em A Lakam-pitia, fo mifangia D Miara-dia Fampidirana/Tonony Fiverenana (2x)
Aza Manitsaka (Njakatiana)
Key: C Intro Fmaj7.. G..| Am.... Fmaj7.. G..| C..G..G7-G Verse 1 C Em Raha momba ilay resakao Am F Dia tsy hoe faly ny hanohitra ihany C D7 G Fa dia vahotra anie aho amin’izany Pre-Chorus Fmaj7' Em7' .. Raha ny ao an-tsaina indray Dm7' Am' Tsy hamadika ilay notiavinao aho F G An an an, fa izy anie F G C G*-C-G6/B Fa izy anie no efa namako hatrizay Chorus Am Em Nahoana loatra ary ianao F G C Hanitsaka azy, aoka re E Am Tsy mety izany akia G C Hajao ilay nomenao fitia C#dim7 Hamitaka azy ianao dia Dm Em F Izay izaho ve F G C Ka hoy aho hoe an an an -> Intro Verse 2 C Em Ianao aloha dia tsara tokoa Am F Fa na izany aho anefa tsy sahy C D7 G Fihavananay no taloha mampanahy Pre-Chorus Fmaj7' Em7' .. Ka ny faniriako anie Dm7' Am' Tsy handratra mihitsy ny fony aho F G An an an, fa izy anie F G C G*-C-G6/B Fa izy anie no efa akamako ela be Chorus (2x) Outro C#dim7 Hiantsampy ihany ianao dia Dm Em F Izay izaho ve F G C Ka hoy aho hoe an an an Tondrompeon'i Njakatiana hafa: Njakatiana Am': 577555 na x07555 C#dim7: x4535x D7: xx0212 Dm7': x57565 Em: 022000 Em7': x79789 Fmaj7: 1x3210 Fmaj7':x8(10)9(10)8 G6/B: x20030 G7: 3x0001
Teny Mamy (Tovo J’Hay) – Gitara
Key: G Verse 1 G6 D2/F# Ny teny mamy nolazaiko Em G Am7 G/B Nanambita___mby anao C G/B Am7 Matokisa sombinaiko Dsus4 G Am7 Dsus4 Fa tsy hiova hatram’izao Verse 2 G6 D2/F# Hatezerako ombieny ombieny Em G Am7 G/B Nankararirary fo C G/B Am7 Aza raisinao ireny Dsus4 G C/G-G Aoka hivalona avokoa Chorus D C Ianao irery no nilaiko G Ianao ilay nofinidy Dsus4 C Mahay mandamindamina ny saiko G Diamondra sarobidy -------------------------- 2x Am7 D7/C Raha misy ny hadalako B7 Em Olombelona tokoa C Bm7 Am7 Aoka re mba hofafàko Dsus4 G Dia hovaiko ho zava-tsoa Verse 3 G6 D2/F# Ny sangisangy izay fanao Em G Am7 G/B Horokoroka fahiny C G/B Am7 Raha mety re ianao Dsus4 G Am7 Dsus4 Averiko eto ankehitriny Verse 4 G6 D2/F# Ny bedibedy ’zay tsy tanty Em G Am7 G/B ’Zay nandreraka ny loha C G/B Am7 Tsy ataoko intsony mandra-maty Dsus4 G C/G-G ’Zao dia ’zao aho dia hiova fo ------------------------------------- Am7: x0201x B7: x21202 Bm7:x24232 C/G: 3x201x D2/F#: 2xx230 Dsus4: x5403x D7/C: x3x232 G/B: x2003x G6: 320030 Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Lazao Azy (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Asus: x02230 D2': xx4230 D2 : xx0230 F#m:244222 Fampidirana D2' E A D2' E A Tonony 1 D2 E Asus A Ampitampitao, any ny hafatro D2 E F#m E Raha mba mandalo any ianao, lazao izy hoe: D2 E Asus A Efa ela ihany, No tsy tazany D2 E F#m E Sa efa hadinonao, Ny fisiany ao A D2 E Raha toa sitrakao Asus A Dia izao lazao Fiverenana D E Fa mbola tiany foana hono ianao Asus A Tsy mio____va D E F#m E Na ho ela, na ho haingana A D E Fitia tsy sangisangy na koa Asus A Haitrai___tra D E F#m E Fa rehefa tia, dia ho doria A D Valio tsotra E A Eny na tsia Tonony 2 D2 E Asus A Dia bitsibitsio, eo an-tsofiny D2 E F#m E Fa mbola tia azy aho, hatramin’izao D2 E Asus A Raha sanatria, mifanohitra, D2 E F#m E 'Zay valin-teniny, Lazainy anao A D2 E Raha toa sitrakao Asus A Dia izao lazao Fiverenana (2x) D E Fa mbola tiany foana hono ianao Asus A Tsy mio____va D E F#m E Na ho ela, na ho haingana A D E Fitia tsy sangisangy na koa Asus A Haitrai___tra D E F#m E Fa rehefa tia, dia ho doria A D Valio tsotra E A Eny na tsia
Raha Mankany Ialahy (Lolo sy ny Tariny)
Key: C Intro: G..Bm..(2x) C..G ..(2x) Am..C..(2x) G..Am.. (3x) G..C..| G....
Verse 1 (2x) G Bm G Bm .. Raha mankany ialahy,..mandalo any ialahy C G C G .. Mahita an'azy ialahy,..mivovo any ialahy Am C Am C Hitondray any aho, hivimbino any aho G Am G Am Tapatapany ihany a!..Sombitsombiny ihany a G Am G C G Fofopofony ihany a!Poootipotiny ihany a Chorus (2x) Am C D Am ...Lazao azy fa raha ritra ange ny rano Am C D Am .. Diaviko tongotra ny làlana mankany Bm ... Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy Am C G Hitondra Paradisa -> Intro Verse 2 (2x) G Bm G Bm .. Raha mankany ialahy,..mandalo any ialahy C G C G .. Mahita an'azy ialahy,..mivovo any ialahy Am C Am C Hitondray any aho, hivimbino any aho G Am G Am Singam-bolony any,...piti-drorany any G Am G C G Sombim-piainany any,saaary anankiray ------------------------ Bm: x24432 Tondrompeon'i Lolo sy ny Tariny hafa : Lolo sy ny Tariny