Key: D Intro D' ...Em/D-D...| F#m7...A/G-G Em ..D/F#-G-A ...| A-G/B-A/C#-D... Tab 1 Verse 1 D Em/D D Fitia vao mitsiry D A Tamin’ny ora tsy nampoizina A Tonga dia nankadiry A G/B A/C# D Tsy laitra hozongozona Chorus D F#7 Bm Nobedesiko ny foko Em D/F# G Notsatsoiko ny hada_lany A G/B A/C A/C# Novalian’ny toloko A D Tab 1 Dia noho ianao ihany Verse 2 D Em/D D Aza dia esoina D/F# A Ity fo misari-adala A G/B A/C A/C# Ny fitempony henoina A D Mitempo anao ry malala Chorus D F#7 Bm Ny rà mikoriana Em D/F# G Ao anatiko ao A G/B A/C A/C# Miboiboika fifaliana A D Tab 1 Raha vao mahita anao --> Intro Verse 3 D Em'/D D Ny saiko mihaotra D/F# A Ny foko mazoto A G/B A/C A/C# Ny voalohany matahotra A D Ny faharoa mirotoroto Chorus D F#7 Bm Hery roa no mifanandrina Em D/F# G Ny fo mihizi__hizy A G/B A/C A/C# Ny saina te hitandrina A D Tab 1 Resy anie f’izato izy Verse 4 D Em/D D Ndreto izahay mitalao D/F# A Samy revo samy tia A G/B A/C A/C# Fo sy saina ho anao A D Ny hivadika dia sanatria Chorus D F#7 Bm Raha misy fanantenana Em D/F# G Avia f’aza mihenahena A G/B A/C A/C# Raha tia ny fo aza raràna A D Tab 1 Fa ny aty efa jambena Tab 1 e|------------------- b|-3-2-0------------- g|-------2-0---2-0--- D|-0-0-------4-----2- A|------------------- E|------------------- A/G: 3x222x A/C#: x4222x Bm: x24432 G/B: x2000x A/C: x3222x D': xx0775 D/F#: xx4232 Em: 0xx453 Em/D: xx0453 F#m7:2xx220 F#7: 2x2320 Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Tag Archives: gitara
Misy Kalo (Tselonina)
Hiran'i Tselonina rehetra: Tselonina Capo: 3 (version miaraka amin'i Fara Gloum) C/E:xx2010 D7: xx0210 D2: xx0230 G: 320003 G/B:x20033 Fampidirana G C D/F# C D7 (2x) Tonony 1 G C G/B Misy kalo misiditsidina any C C/E D2 Mitarika sento sy tomany G C G/B Misy sioka malefam-piangaly C D2 Ho vetsovetso ts’isy namaly Fiverenana (2x) G D G/B Dia nindramiko ny hariva efa tolak’iny G C D G Hiaraka aminy any aho Tetezana (2x) G C D/F# C D7 Tonony 2 G C G/B Misy loko natsidiky ny havana C C/E D2 Namaky habakabaka tsy nahy G C G/B Misy loko natsidiky ny havana C C/E D2 Saika mba hankany aho fa dify izy Fiverenana (2x) G D G/B G/B Dia nindramiko_iny rahona efa dotran’ny masoandro C D G Hiaraka aminy aho Tetezana (2x) G C D/F# C...D7 Andininy 3 G C G/B Misy teny manindrona dia lasa C C/E D2 Tokony ho tadidy tsy tsaroana G C G/B Misy teny voateny tsy kinasa C C/E C D2 Tokony ho adinoina fa tavela Fiverenana (2x) G D G/B G/B Dia nindramiko ny rivotra nandingana ny fefy C D G Hiaraka aminy aho Famaranana G C D/F# C D7
Tontolo Faharoa (Ambondrona)
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona
Esus4: 022200
Fampidirana E Esus4 Tonony 1 E A Irery anaty efitra A E Alina_iray mamirifiry E A Verivery hevitra A F#m Eo am-pandriana aho no mikiry F#m B Mieritreritra F#m A Toa lasa any ho any ny savoana B E Esus4 Toa tsy eto an-tany F#m B Vezivezy ny fanahy Tetezana C#m B E Ka ohatran'ny ho sahy F#m E Hamerina indray A E Hamantatra ilay F#m B Tontolo hafa iray Fiverenana E A B Fa any ho any 'zao misy toerana iray E A B Fa lasa any ho any izay heritreritro izay C#m A B Fa any ho any koa misy toeran'ny fo A B E Esus4 'Lay tontolo faharoa Tonony 2 E A Irery anaty trano iray A E Mitanisa ireo olana maro E A Irery aloha fa ny ahiahy A F#m Mifamahofaho sy mifangaro F#m B Ny lasa sy ny ho avy F#m A Nakipy ny maso dia 'zay B E Esus4 Tontolo hafa indray F#m B Vezivezy ny fanahy Tetezana C#m B E Ka ohatran'ny ho sahy F#m E Hamerina indray A E Hamantatra ilay F#m B Tontolo hafa iray
Fiverenana (2x)
E A B
Fa any ho any 'zao misy toerana iray
E A B
Fa lasa any ho any izay heritreritro izay
C#m A B
Fa any ho any koa misy toeran'ny fo
A B E
'Lay tontolo faharoa
Tetezana (2x) C#m B E Ka ohatran'ny ho sahy F#m E Hamerina indray A E Hamantatra ilay F#m B Tontolo hafa iray Famaranana C#m B E Esus4 'Lay tontolo faharoa A B E Esus4 'Lay tontolo faharoa
Hira Iray (Nono)
Hiran'i Nono rehetra: Nono Am': x02213 C': x32013 G/B: x2xx3x Fampidirana C' F G F C F G Tonony 1 C F G Rehefa midorehatra menamena be F C Iny fara-vodilanitr'iny oa F G Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho C F G Isaky ny malomaloka ny andro F C Mitampifipify ilay masoandro F G G-Am-G/B Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho Tetezana C' F G Hirahira iray hira antsika izay F C Poto taratasy kely izay oa F G Hitantaranao ny fiainanao Am'......F G Fiverenana C' F G C Hira iray vola tsy ampy lava C' F G C Hira iray sakafo diso vava C' F G C Hira iray noana tsisy farany G Ainga tsisy lalany Am'.....F G Tetezana F C G Poto taratasy kely izay oa F C No nitantaranao ny fiainanao F G Mahatsiaro anao aho Tonony 2 C F G Tsy tantaran’olona mihaja ambony iray F C Na zanaky ny ambanimbany kely oa F G Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho Fiverenana C' F G C Hira iray vola tsy ampy lava C' F G C Hira iray sakafo diso vava C' F G C Hira iray ketroky ny jaly G Setroky ny omaly Famaranana C' F G F C F G
Tsy Hay (Ambondrona)
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona A/C#: x4222x Bm: x24432 G': xx9787 Fampidirana D A/C# Bm A (2x) Tonony 1 D A/C# Bm G Mody tsy mijery, hay ianao mahita azy ihany D A Bm A Be ny tiany ambara, fa tsy sahy nilaza ouh o o D A/C# Bm G Ny ambom-ponao koa____ Izay no tonga aloha D A Bm A G A Mampifila kely, mba ho matotra ny tena
Tetezana D Bm Tsy norahariny ianao ka narary A D Bm Nefa mila azy ianao ho namana A D Bm Miandry azy angaha o ouh o G A Oh oh ouh oh Fiverenana D A Tsy hay intsony koa 'zay resaka taloha Bm G Na iray aminareo No tsy hanome ny fo D2 A G' Ny azy hono hoe mbola misy toerana Tonony 2 D A/C# Bm G Mody tsy miteny, Ny fihetsikao no namboarina D A Bm A Dia nitsikitsiky, maka fanahy D A/C# Bm G Sintoninao mihintsy ny fony sao tsy azonao intsony D A Bm A G A Menatra angaha hoe maka lehilahy
Tetezana D Bm Tsy norahariny ianao ka narary A D Bm Nefa mila azy ianao ho namana A D Bm Miandry azy angaha o ouh o G A Oh oh ouh oh Fiverenana (3x) D A Tsy hay intsony koa 'zay resaka taloha Bm G Na iray aminareo No tsy hanome ny fo D2 A G' Ny azy hono hoe mbola misy toerana
Anilan’ny Tiana (Rossy)
Key: D Intro: Part 1 D..A-D (3X) Part 2 D..F#m.. | G-A-G/A-A-D.. Part 3 G-A-G/A | D-A/C#-Bm E7-A/E-E7'| A-G/B-A/C# Part 2 D..F#m.. | G-A-G/A-A-D Part 4 G-A | D-A/C#-Bm A/G-A | D..A-D (3x)
Verse 1 D D7/F# Ny alina zary mazava G A D Ny andro diavolana lava G A D-A/C#-Bm) Ny rehetra mitondra hafaliana G A D Rehefa eo anilan’ny tiana Verse 2 D D7/F# Na inona zava-manjo G A D D/F# Izy eo anilan’ny fo G A D-A/C#-Bm Tsy misy ny zavatra ahiana G A D Rehefa eo anilan’ny tiana Chorus (2x) A-D*-A/C#* Bm F#m Ny ririnina misy hafanana G A D Ny haizina misy hazavana Em D/F# G G/B Na ora-mikija na rivo-mifofo A D Fitiavan’ny tiana tsy miofo D*-A/C#* Bm F#m Fahavaratra na lohataona G A D Na inona eo manoloana G A Bm - A/C# D Dia tsikitsiky tsy lany hama_miana G A D ~intro - part 4 Rehefa eo anilan’ny tiana Verse 3 D D7/F# Matetika ny mpandrava laka G A D D/F# Ny hasomparana toetra tsy zaka G A D-A/C#-Bm Vao miha-manamafy ny dina G A D Rehefa eo anilan’ny tiana Verse 4 D D7/F# Ny olana misesy ao G A D D/F# Zakaina hiaraha-mamaha G A D-A/C#-Bm Toa zary hasambarana zina G A D Rehefa eo anilan’ny tiana Chorus (2x) A*-D*-A/C#* Bm F#m Na dia be aza ny fahavalo G A D Ny tiana tsy mety hatakalo Em F#m G G/B Fa andry hiankinana tsy mba mikoro A D Andry mahitsy fijoro D*-A/C#* Bm F#m Fahavaratra na lohataona G A D Na inona eo manoloana G A Bm - A/C# D Dia tsikitsiky tsy lany hama_miana G A D Rehefa eo anilan’ny tiana F#m (intro): x9x(11)(10)x Hiran'i Rossy rehetra: Rossy
Ilay Nosy (Mahaleo)
Key: D Intro D....| Gm/D.... (4x)
Verse 1 D Gm/D Na lavitra aza aho D Gm/D Tsy nanadino anao D Gm/D Fa toy ny reny nitaiza D Gm/D Tsy_adino n’aiza n’aiza Pre-Chorus A*-G*-F#* Em Em/B Em/D A Fa nahitako maso__andro G*-F#* Em Em/B A Bbdim7 Tiako sy mami___ko Bm A Asus4 G D/F# Ouh o o tadidiko_isan’ andro Em A D Tiako ny taniko Chorus G(add9) D/F# Fa tiako anie ilay nosy Em A Bbdim7 Bm 'Lay nanabe, nibaby, nandrotsirotsy G D/F# Fa n’aiza n’aiza no honenana Em A Bbdim7 Bm Bm/A G Ny tany nitaiza tsy maintsy hivere_na___na D/F#* Em A D -> intro Fa ao no hilevenana Verse 2 D Gm/D Raha toa aho nandeha D Gm/D Tsy hitahita, tsy re D Gm/D Tsy hoe akory nanary D Gm/D Fa nikaroka niary Pre-Chorus A*-G*-F#* Em Em/B Em/D A Fa ny fanahin’ny fo
G*-F#* Em Em/B A Bbdim7 Tsy taiza fa teo ihany Bm A Asus4 G D/F# Ouh o o tany aminao avo_____ko_a Em A D Fa mamy ianao, tena mamy
Chorus
*: bass ihany no tendrena
Asus4: x02230
Bbdim7:x1202x
Bm/A: x04432
Em/B: x22000 Em/D: xx0000
Gm/D: xx0333
Tondrompeon'i Mahaleo hafa: Mahaleo
Efa Ela (Mahaleo)
Intro: Dm..Dm/C..| Bbmaj7.... Gm7.... | A7.... Verse 1 Dm A7 D F#m7 Efa ela aho no niandry, 'zao andro izao Em A7 A/G Hatrizay aho tsy tafandry F#m..Em..A7sus4-A7 Fa nitalao D D/F# G Zava-pona e ny miaina E7 A7 Dm Maizindalana aho raha toa_ka tsy_eo ianao Verse 2 Dm A7 D F#m7 Efa ela aho no naniry ny tananao Em A7 G/A Mba hamihina ny ahy F#m..Em..A7sus4-A7 Eo an-tratranao D D/F# G Zava-pona e ny miaina Em A7 Dm D7 Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao Bridge Gm D7/F# Ao avokoa 'reo mety hampisaraka G7 E7/G# Am7 Ao avokoa 'reo mety hampivarina D7 Gmaj7 E7 Ny fitia Am7 D7 C D G A7b9 Izay niombonana, izay niombonana Verse 3 Dm A7 D F#m7 Efa ela aho no naniry, hiaraka aminao Em A7 Hadinoy anio ny lasa F#m..Em..A7sus4-A7 Raha vitanao D D/F# G Zava-pona e ny rehetra Em A7 Dm Zaza very aho raha toa_ka tsy_eo ianao Verse 4 Dm A7 D F#m Efa ela loatra izao, mba matokia Em A7 A/G Aiza re ny lalanao F#m..Em..A7sus4-A7 Andao hiara-dia D D/F# G N'aiza n'aiza alehantsika Em A7 Dm Hiara-hifampitantana izaho sy ianao
Outro Gm D7/F# Lalalala lalalala lala G7 E7/G# Am7 D7 Gmaj7 E7 Lalalala lalalalala oh oh oh Am7 D7 C D G Lala lalala lala lalala lalala lala A7b9: x02323 A/G: 3x222x Dm/C: x3x231 E7/G#:4xx434 Gmaj7:3x443x
Kamboty Velon-dray (Tarika Hasina)
Hiran'i Tarika Hasina rehetra: Tarika Hasina Am7: x02010 Dm: xx0231 F: 133211 (1x3210 eo amin'ny fampidirana) G7: 320001 Fampidirana C Am7 F G (2X) Tonony 1 C C F Dm Toy ny zanak’ondry very an’efitra izahay G F G Tsy mba misy ny hanorotoro sy hananatra C C F Dm Dada o miverena ianao, f’aza ny hadisoan’i neny G7 C Noentina hampijaliana anay Fiverenana Am Dm Ho kamboty velon-dray ve izahay G F G Ka hanjeninjeny foana hitsiriritra ireo C Namanay Am Dm Very vahatra izahay toy ny masoandro G F G Ny masoandro vao miposaka ka hilentika sahady C Ho maizina Tetezana (2x): Am Dm G.. F G C G Tonony 2 C C F Dm Tsy safidim-ponay re ny ho ety an-tany G F G Fa ny fitiavanare_o C C F Dm K’aza avela ho malok’ila ny androm-piainanay ety an-tany G7 C Fa mahatsiaro ho irery izahay Fiverenana Am Dm Ireo namanay mpiara-milalao G F G Mitanisa falifaly fa manan-dray mahavita izao C sy izao Am Dm Ny ato an-trano anefa, zara raha mitafy G F G Fiafina lava tsy mba manan-dray hanafy C Am7 F G Nilaozanao (3x)
Manahy Aho (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Dadah Rabel: Dadah Rabel Capo: 4 (miovaova arakarak'ilay mpihira miaraka amin'i Dadah) Tendry Gasy (CGDGBE) Am/C: 0x2210 Am: 22210 C: 0x2010 C/E: 4x2010 C/G: x02010 C7: 0x5557 Cmaj7: 0x2000 Ddim/G#: x1x131 Dm: 2xx231 Em7: 4x5433 E/G#: x12100 G: x05433 na x03430 F5: 553xxx Fampidirana C Dm G C Tonony 1 C C/E Dm Manahy aho, ho hataonao toy ny sary indray mipika G C (-C/G C C/G) Na koa toy irony fasika hoentin-driaka C7 Em7 Em7 Dm Ny foko tia fa ts’isy fiarovana Ddim/G# C Manahy ny hataonao fandalovana G E/G# Am Hozary fahatsiarovana G E/G# C Hozary fahatsiarovana Fiverenana (2x) C Am/C Cmaj7 C Tsara angamba, raha dieny izao Dm Dieny mbola tia ahy ianao Dm G C... Hoy aho hoe ny mety hatao mifandao Tonony 2 C C/E F5 Em Dm Manahy aho, ho hataonao toy ny aloka miserana G C (-C/G C C/G) Na koa toy irony mamy tojo fahataperana C7 Em7 Em7 Dm Ianao voky fitia fa natao tsara fahana Ddim/G# G7 C Izaho toy ny lovia avy nihinanana G E/G# Am Hozary atosi-tànana G E/G# C Hozary atosi-tànana Fiverenana (2x) C Am/C Cmaj7 C Tsara angamba, raha dieny izao Dm Dieny mbola tia ahy ianao Dm G C... Hoy aho hoe ny mety hatao mifandao Tonony 3 C C/E F5 Em Dm Tsy ho fahavalo fa hisaraka toy ny mpihavana G C (-C/G C C/G) Ka ny tsara ihany no hifanodiavana C7 Em7 Em7 Dm Ka raha mifankahita any aoriana any Ddim/G# C Hiara-hitanisa ireo andro mamy G E/G# Am Toy ny fitia tsy mety lany G E/G# C Toy ny fitia tsy mety lany Fiverenana (2x) C Am/C Cmaj7 C Tsara angamba, raha dieny izao Dm Dieny mbola tia ahy ianao Dm G C... Hoy aho hoe ny mety hatao mifandao Tendry Tsotra (EADGBE) Am/C: 032210 C7: x3x557 Cmaj7: x32000 C/E: 0x2010 C/G: 3x2010 Ddim/G#: xxx131 Dm: xx0231 Em7: 0x5433 na 022033 E/G#: 422100 F5: 553xxx