Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
A7: x02020
C#*: x4xxxx
Dm: xx0231 D2: xx0230 D2': xx023x Dsus: xx0233 D5: xx0xx5 D7: xx0212 D/F#: 2xx232 D7/F#:2x0212
E7': 0xx434
F#m7':2xx220 F#m: 2xx222
Gm: 355333 Gmaj7:3x0xx2 G/A: x0543x G7: 320031
Tonony 1
Dm A7 D F#m7'
Efa ela aho no niandry, 'zao andro izao
Em A F#m Em A7
Hatrizay aho tsy tafandry, fa nitalao
D D/F# G
Zava-pona e ny miaina
Em A7 Dm
Maizindalana aho raha toa_ka tsy_eo ianao
Tonony 2
Dm A7 D F#m7'
Efa ela aho no naniry ny tananao
Em G/A A F#m Em A7
Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao
D D/F# G
Zava-pona e ny miaina
Em A7 Dm
Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao
D2'-D2-D D-Dsus-D5
Tetezana
Gm D7/F#
Ao avokoa 'reo mety hampisaraka
G7 Em Am7 D7 Gmaj7 E7'
Ao avokoa 'reo mety hampivarina ny fitia
Am7 D7 C D G
Izay niombonana, izay niombonana
Tonony 3
Dm A7 D F#m
Efa ela aho no naniry, hiaraka aminao
Em A F#m Em A7
Hadinoy anio ny lasa raha vitanao
D D/F# G
Zava-pona e ny rehetra
Em A7 Dm
Zaza very aho raha toa_ka tsy_eo ianao
Tonony 4
Dm A7 D F#m
Efa ela loatra izao, mba matokia
Em G/A A F#m Em A7
Aiza re ny lalanao andao hiaradia
D D/F# G
N'aiza n'aiza alehantsika
Em A7 C#* Dm
Hiara-hifampitantana izaho sy ianao
D2'-D2-D D-Dsus-D5
Famaranana
Gm D7/F#
Lalalala lalalala lala
G7 Em Am7 D7 Gmaj7 E7'
Lalalala lalalalala oh oh oh
Am7 D7 C D G
Lala lalala lala lalala lalala lala
Tsar be le appli fa misaotr ô!
Tsy misy fisaorana e