Key: Bm (D) Intro (2x): G-A/G-G..| D-G/D-D.. Verse 1 G A Bm7 Nitampifimpify teo izy G A D (D-Em7-D/F#) Nandany tontolon'ny andro G A Bm7 'Lay masoandro nidify G A D/F#-Em7-D Tsy hitany akory, f’efa maizina ny antoan_____dro Verse 2 G A Bm7 Pitrapitra nangina G A D (D-Em7-D/F#) Tsy nandrenesana feo G F# Bm7 A G D/F#-Em7 Reko any ho any mitem_po ny fony G F#7 Ndriiii, tsy nety ho tony Chorus Bm Tsy hita ianao Em7 A Tsy hita ianao hanambitamby azy eto Dmaj7 G Fa ny anao efa voafetra hatreto G D/F# Em7 Fdim7 F#(7) Ka izy irery ihany, Izy irery ihany no tomany Bm Tsy hita ianao Em7 A Tsy hita ianao hanala ilay sento Dmaj7 G Fa ny anao efa voafetra hatreto G D/F# Em7 Fdim7 Na himpenimpenina, himenomenona
F#7sus4-F#7
Tsisy azo atao Verse 3 G A Bm7 Fotoana vitsy kely monja G A D (D-Em7-D/F#) Fotoana mba nakany fý G A Bm7 D7 Mavesatra sy mafonja G A D/F#-Em7-D Fitiavana tsy misy ohatran'ity Verse 4 G A Bm7 Dia nihitrisatra teo G A D (D-Em7-D/F#) Nalaindaina hifandao G F# Bm7 A Em7 Nefa dia tsy mba ni__fankafoy G F#7 Taloha izy nandeha Chorus (2x) Outro: Bm..D/A..| G.. Em7.. D.. A/C# | F#7..Bm Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
https://www.youtube.com/watch?v=5q1s4tjKx4M
https://www.youtube.com/watch?v=_Oo5Jg_jBmE