Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay Tonalite: D Intro (2x) G-G/A-G.... D-G/D-D.... Tonony 1 G A Bm7 Nitampifimpify teo izy G A D (D-Em7-D/F#) Nandany tontolon'ny andro G A Bm7 'Lay masoandro nidify G A D/F#-Em7-D Tsy hitany akory, f’efa maizina ny antoan_____dro Tonony 2 G A Bm7 Pitrapitra nangina G A D (D-Em7-D/F#) Tsy nandrenesana feo G F# Bm7 A G D/F#-Em7 Reko any ho any mitem_po ny fony G F#7 Ndriiii, tsy nety ho tony Fiverenana Bm Tsy hita ianao Em7 A Tsy hita ianao hanambitamby azy eto Dmaj7 G Fa ny anao efa voafetra hatreto G D/F# Em7 Fdim7 F#(7) Ka izy irery ihany, Izy irery ihany no tomany Bm Tsy hita ianao Em7 A Tsy hita ianao hanala ilay sento Dmaj7 G Fa ny anao efa voafetra hatreto G D/F# Em7 Fdim7 F#7sus4-F#7 Na himpenimpenina, himenomenona, Tsisy azo atao Tonony 3 G A Bm7 Fotoana vitsy kely monja G A D (D-Em7-D/F#) Fotoana mba nakany fý G A Bm7 D7 Mavesatra sy mafonja G A D/F#-Em7-D Fitiavana tsy misy ohatran'ity Tonony 4 G A Bm7 Dia nihitrisatra teo G A D (D-Em7-D/F#) Nalaindaina hifandao G F# Bm7 A Em7 Nefa dia tsy mba ni__fankafoy G F#7 Taloha izy nandeha Fiverenana (2x) Outro: Bm..D/A..| G.. Em7.. D.. A/C# | F#7..Bm