Hira Iray (Aina Cook)

Key: C#m (E)

Intro: C#m....A....
C#m....A..B..


Verse 1
C#m B A
Nanalavitra ahy, takona tsy tazako intsony
F#m7 B
'Lay endrikao, nambabo ahy
A B E E/G# C#m
Nitorotoro teo ny foko, any aminao ny saina
A F#m7 G#sus4 G#
Nanoratra hira ho anao, ny foko mitarai____na

Verse 2
C#m B A
Hetraketraka, masiaka ny fiainana
F#m7 B
Manasaraka
A B E E/G# C#m
Isika samy mbola tia, Nefa nozarainy
A F#m7 Bsus4..B
Tsy nifankahita, soa fa nifankatia

Chorus
E C#m
Raha any ianao, henoy aho
E B/D# C#m E/G#
F’ity hira ity anie no antenaiko
A Bsus4
Hanambatra antsika indray

E C#m
Raha henonao, dia mino aho
E B/D# C#m E/G#
F’izaho sy ianao tsy hangahi_ahy
A Bsus4
Izy no hampiray

Solo: C#m..B/D#..| E..A..
Hira iray
F#m7..E/G#..| A..Bsus4..B....

Chorus

Bridge #1
C#m B
Ka n’aiza ianao, dia tiako ho fantatrao
A F#m7 B C#m
F’ity hira ity, hira ho antsika milaza
B/D# E A
Fa mbola tia indrisy
F#m7 E/G# A
Tafasaraka tsy fidy

C#m B/D#
Ka any andro iray
G#m F#A# B C#
Hiara-hikalo azy indray

Bridge #2 (2x)(Key: F#)
F# C#/F D#m D#m/C#
Ilay fihaonantsika no mba iriako
B
Hiara-mandihy
C# F#- C#/F
Amin’ilay hirantsika sy anao
D#m F#/A# B
Isika hampiaram-peo
------------------------
B-C#-B/D# C#/F F# (v1)
F#/A#-G#m7 B/C# Badd9-F#/A# (Outro)
Tena ho mamy (indray)

Outro: G#m-F#-E B/D# F# B
Tena ho mamy indray


Tondrompeon'i Aina Cook rehetra: Aina Cook

Hira Iray (Nono)

Hiran'i Nono rehetra: Nono
Am': x02213
C':  x32013
G/B: x2xx3x

Fampidirana
C' F G  F
C  F G

Tonony 1
C            F                G
 Rehefa midorehatra menamena be 
     F              C
Iny fara-vodilanitr'iny oa 
       F                      G
Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho 
C          F            G
 Isaky ny malomaloka ny andro 
      F                C
Mitampifipify ilay masoandro 
       F                       G      G-Am-G/B
Mahatsiaro anao,  mahatsiaro anao aho 

Tetezana
C'          F                 G
 Hirahira iray hira antsika izay
 F                   C
Poto taratasy kely izay oa
   F                   G
Hitantaranao ny fiainanao 
Am'......F G

     Fiverenana
      C'    F  G               C
     Hira iray  vola tsy ampy lava 
      C'    F  G             C
     Hira iray  sakafo diso vava 
      C'    F  G             C
     Hira iray  noana tsisy farany 
                  G
     Ainga tsisy lalany 

     Am'.....F G

Tetezana
 F                   C     G
Poto taratasy kely izay oa
             F            C
No nitantaranao ny fiainanao 
F             G      
 Mahatsiaro anao aho

Tonony 2
C             F                     G
 Tsy tantaran’olona mihaja ambony iray 
    F                     C
Na zanaky ny ambanimbany kely oa 
       F                       G      
Mahatsiaro anao,  mahatsiaro anao aho

     Fiverenana
      C'    F  G               C
     Hira iray  vola tsy ampy lava 
      C'    F  G             C
     Hira iray  sakafo diso vava 
      C'    F  G            C
     Hira iray  ketroky ny jaly 
                  G
     Setroky ny omaly

Famaranana
C' F G  F
C  F G