Hira Iray (Aina Cook)

Key: C#m (E)
Intro: C#m....A.... C#m....A..B..
Verse 1 C#m B A Nanalavitra ahy, takona tsy tazako intsony F#m7 B 'Lay endrikao, nambabo ahy A B E E/G# C#m Nitorotoro teo ny foko, any aminao ny saina A F#m7 G#sus4 G# Nanoratra hira ho anao, ny foko mitarai____na Verse 2 C#m B A Hetraketraka, masiaka ny fiainana F#m7 B Manasaraka A B E E/G# C#m Isika samy mbola tia, Nefa nozarainy A F#m7 Bsus4..B Tsy nifankahita, soa fa nifankatia Chorus E C#m Raha any ianao, henoy aho E B/D# C#m E/G# F’ity hira ity anie no antenaiko A Bsus4 Hanambatra antsika indray E C#m Raha henonao, dia mino aho E B/D# C#m E/G# F’izaho sy ianao tsy hangahi_ahy A Bsus4 Izy no hampiray Solo: C#m..B/D#..| E..A.. Hira iray F#m7..E/G#..| A..Bsus4..B.... Chorus Bridge #1 C#m B Ka n’aiza ianao, dia tiako ho fantatrao A F#m7 B C#m F’ity hira ity, hira ho antsika milaza B/D# E A Fa mbola tia indrisy F#m7 E/G# A Tafasaraka tsy fidy C#m B/D# Ka any andro iray G#m F#A# B C# Hiara-hikalo azy indray Bridge #2 (2x)(Key: F#) F# C#/F D#m D#m/C# Ilay fihaonantsika no mba iriako B Hiara-mandihy C# F#- C#/F Amin’ilay hirantsika sy anao D#m A#m B Isika hampiaram-peo ------------------------ B-C#-B/D# C#/F F# (v1) F#/A#-G#m7 B/C# Badd9-F#/A# (Outro) Tena ho mamy (indray) Outro: G#m-F#-E B/D# F# B Tena ho mamy indray
Tondrompeon'i Aina Cook rehetra: Aina Cook

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.