Diso Lalana (Poopy)

Hiran'i Poopy rehetra: Poopy

Tonalite: Bb

Intro: Bb(add9)....  | Ebm6/9....
       Gm11    ....  | Bb    ....

Tonony 1
 Cm7               Ebm6/9
Diso lalana aho hatramin'izay
     Gm11
Nanalavitra anao
    Cm11         Dm7                  Gm11
Fa toa variana, varian'ny lavitra ny masoko
           Ab/Bb Bb-Bb7/F
Ka diso fijery anao
       
     Pre-Refrain
       Ebmaj9                 Dm7
     Izaho nihevitra fa hatrizay
       G7                  Cm11
     Izay fananana no voninahitra rehareha
           Dm7       Ebmaj9       F    (Eb/F-F)
     Mampidanadana izay rehetra aleha
     Bb    
                  
     Fiverenana
             Bb             F
     Ankehitriny 'zay vao tsapako
         Bb   (Bb7/D) Eb
     Fa diso lalana   aho
          Ebm/Gb   Bb/F         C/E          F
     Hay saro-bidy amiko, noho ny rehetra ianao
       Bb            F
     Izay rehetra nananako
          Bb  Bb7/D   Eb
     Tsy nahataitra anao
         Ebm/Gb   Bb/F      C/E           F Bb
     Satria ny fanahiko, ho_efa tsy sitraka__o
         
F-Gm-F/A

Tonony 2
 Cm7              Ebm6/9
Diso hevitra aho nanantena
      Gm11
Fa ianao hanatona ahy
     Cm11             Dm7
Tsy ny fanahiko eny tsy ny tenako
    Gm11                   Ab/Bb    Bb-Bb7/F
No natolotro ho porofom-pitiavana anao
    
     Pre-Chorus/Pre-refrain
       Ebmaj9             Dm7
     Izaho nanantena hanome
       G7                    Cm11
     Izay rehetra nety, hahasambatra anao
                    Dm7    Ebmaj9     F  (Eb/F)
     Saingy'lay tadiavinao  tsy ananako
                        
     Fiverenana

Tetezana
  Ebmaj9       Dm7
Izao toa irery aho
 G7               Cm7                        
Toa zary latsa ho ahy
F7         Bb
 Ny fananako

          Ebm7    Ab7        Dbmaj7                
Inay anie aho, nisaina toa anao
      F7sus4                 F         Db/Ab-Cdim-Db   
Tsy irery toa izao (tsy ho irery toa iza_______o)

     Fiverenana (Tonalite: Db)
      (Db)     Ab    | Db        Gb
      Gbm/A    Db/Ab   Eb/G      Ab
     Saro-bidy amiko,   sarobidy amiko 
        Db    Ab     | Db        Gb 
     Iana______________a_________o       
         Gbm/A    Db/Ab       Eb/G        Ab Db  
     Satria ny fanahiko, ho_efa tsy sitraka__o

Outro: Db....| Gb/Db..Db

-------------------
Ebm6/9:asiana naoty F ny Ebm6 no maha Ebm6/9 azy. 
Ny m11 ataovy m7 raha tsy tianao ny feony

EP: Bell Tines 2 (FM Tines 2.0)

Fitia Voarara (Poopy & Mahery)

Hiran'i Poopy rehetra: Poopy
Gm afaka atao Gm7 raha tianao kokoa (vice versa)
Intro (Tonalite - F) 
Dm  C  Bb |  Dm  C  G/B

Tonony 1
 Bb                         F
Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao 
     Gm            Bb/C       F
Toa reko injao mitritra ny fanahiko 
 Bb                            F
Soa fa raha tsy izany angamba mety ho gaga ianao 
              Gm7       Bb           C
F’izaho ilay namanao nitia mangina anao 

     Pre-Chorus (pre-refrain)
      Bb        C         F/A      Bb
     Ratsy fiantefa ny safidin’ny fo 
      Gm7            C       F-Bb
     Ka ny saina no hamafisiko 

     Fiverenena
         C         F                   Gm
     Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao 
        C                       F       Bb
     Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako 
        C        F             Gm7
     Mitempo mangina, misento ho anao 
        Bb          C            F
     Fitia voarara vao miantomboka 

Tonony 2 (Tonalite - Ab)
 Db                        Ab
Soa fa nisy ihany fomba hihaonana aminao 
    Bbm      Eb        Ab
Na fahoriana aza no naterany 
 Db                               Ab
Soa fa raha tsy izany angamba ho mafy noho izao 
          Bbm           Db          C
Ilay hirifiry izay nandrotindrotika ahy 

     Pre-chorus/Fiverenana (2x) - Tonalite F 

Tetezana
Bb        C/Bb        F/A     Bb(add9)
Ity foko no tsy mety fa manivaka 
 Gm7            C       F
Ka ny saina no hamafisina

     Fiverenena (Tonalite - G)
                   G                   Am
     Ny saiko mahalala fa tsy natao ho ahy ianao 
        D(/F#)                  G       C
     Kanefa tsy mahasakana ity fo adalako 
        D       G              Am
     Mitempo mangina, misento ho anao 
        C           D            G  (3x)
     Fitia voarara vao miantomboka 
     E

 

EP: Big TX816