Hiran'i Johane rehetra: Johane Key: A Intro: D..E..| A-E/G#-F#m-E-D..E.. Verse 1 A E/G# Izaho sy ianao, samy vonona F#m C#m Hiara-dalana, hifampitantana D6 A/C#..F#m7.. Hamakivaky 'zany fiainana Bm7 E Aza manahy fa, eo foana ho anao A E/G# Izaho sy ianao, samy mahafantatra F#m C#m Fa na ho mora, na ho sarotra D6 A/C#..F#m7 Dia tsy hiova, tsy hivadika B7 E7 Asus4..A Mandrakizay, 'zay no tanjona Chorus D E/D A/C# Omeko anao, 'zay rehetra momba ahy D E F#m Omenao ahy, 'zay rehetra momba anao A/E D C#7 F#m E D Fa ny fontsika roa, mikam_bana E E7 Asus4..A Ho marikin'ilay fitiavana Verse 2 A E/G# Ankehitriny, tiako ho tsapanao F#m C#m Fa tsy hisy olona hafa hasoloko anao D6 A/C# Sarobidy 'ndrindra amiko ianao B7 E7 Asus4..A Mandrakizay, 'zay no tanjona Chorus (2x) https://youtu.be/zqULQ63PIJg https://youtu.be/i8fDdydCaXg
Tag Archives: lesona piano
D’Efa Tia (Tovo J’Hay)
Tonalite: Dm (F) Intro: Dm..Gm6/Bb..|F/A.... Dm..Bb.. |F ....
Verse 1 Dm Bb F Efa voatety avokoa ny fotoana Dm Bb F Ireto isika roa dia mbola eo foana Dm Bb F Efa nandalo sedra, tsiky tomany Dm Bb F Izaho mbola eto, ianao koa mbola eo ihany Verse 2 Dm Bb F Ka avelao aho mba hidongy, hitampify Dm Bb F Hoazoniko mafy ianao tsy ho avelako hidify Dm Bb F Dia aza asiana akory fanontaniana Dm Bb F Fa fantatrao ny ato am-poko ry tiana Pre-chorus/refrain A7/Db Dm C/E F Fa ho Mala__lako, Anjeliko, fitiavako Gbdim7 Gm E/Ab A7 Ka hifameno sy hifanjohy…Tsy hifankafoy Fiverenana/Chorus Bb F Mahavariana, fa fifaliana C Dm Rehefa miaraka aminao aho tsy miafy Bb F Tsy voafefy, tsy voarefy Aug7 A7 Efa voahenika fitia ny any anaty Bb F Rehefa tia, tena tia C Dm Mety ho adaladala kely 'ndraindray Bb F Na inona hanjo, na inona hiseho Aug7 A7 Efa fo roa no nitambatr’ ho iray Solo: Dm..Bb..F.... (2x) Verse 3 Dm Bb F Ny tsy hitia anao aloha sanatria Dm Bb F Ny foko efa nanaiky, efa vita sonia Dm Bb F Ny andro maloka, eny mety hitranga Dm Bb F Fitiavako anao aloha tsy ataoko misy banga Verse 4 Dm Bb F Tsy hijery hafa, tsy ho lavitra ny saiko Dm Bb F F’ianao no akaiky ahy, ianao 'lay silaky ny aiko Dm Bb F Tsy foiko ho hatakalo, tsy foiko ho zaraina Dm Bb F Fa tokana iray anaty fo sy ny saina Pre-refrain/Fiverenana Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
Lafatra (Mage 4)
Intro (2x) - Tonalite: C C(add9)..Dm/F-F |Am..G.. C(add9)..F(add9)..|G Verse 1 (Tonalite: C) C G Dm Raozy dia, mahate ho tia lay endrikao C G Fa tsara loatra, manintona ahy Dm Ianao no lafatra Verse 2 (Tonalite: C) C G Dm Mambabo ny manodidina ny toetranao C G F Tsy miavona fa feno tsiky ny fiainanao Intro/Verse 1 (Tonalite: C) Verse 2 (Tonalite: C->F) C G Dm Mambabo ny manodidina ny toetranao C G Tsy miavona fa feno tsiky Bb F Ny fiainanao rehetra Pre-refrain (Tonalite: F) Bb F Ianao no deraina Gm F Tsy ho tantiko ny hamela C Anao tsy ho namako Bass melody 1*: G-A-Bb | A-Bb-C| F-E Refrain (2x)(Tonalite: F) F C F Bass melody 1* Mangovingovitra aho mahita anao F C Dm [D*-C*-Bb*-A*] Misy tsy aritry ny ao anatiko ao Gm Dm Gm [G-A-Bb|A-Bb-C| G-A] Hanantona anao aho izao dia izao Bb C F Hisedra ny herinao, hitory fitiavana ------------ F(add9)...C..F..G.. Verse 3 (Tonalite: C) C G Dm Vao mangiran-dratsy any aho, dia hiaritra C G Ny hatsiaka sy ny ando-maraina Dm Ambaravaranao Verse 4 (Tonalite: C->F) C G Dm Hivimbina ilay fitia sy handohalika C G Hitsena ilay marainanao Bb F Feno fanantenana Pre-refrain (Tonalite: F) Bb F Te ho anao aho Gm F Omeo ahy 'reo teny C Mifono hasambarana Solo: Dm.... | Gm.... E .... | A .... Am..G..| C..Dm.. E .... | Bb...C. Fiverenana (2x) (Tonalite: F) F C F Mangovingovitra aho fihininao F C Dm Natao ho ahy ny ampitsonao Gm Dm Gm Omeko anao izao tontolo izao Bb C F K'aza manana ahiahy amin'ny hoavinao Outro: F(add9)....G....|C........ VST: JD Midi Grand (NeoSoul Keys 2)
Ora Iray Tsy Miverina (Tempo Gaigy)
Hiran'i Tempo Gaigy rehetra: Tempo Gaigy Tonalite: G Intro C-D-G.. | Am7-G-D.. C-D-G.. | C-G/B-Am7-(G) Verse 1 G Em7 C(add9) D Mbola tadidinao ve, raha mifanena indray isika roa G Em7 C(add9) D Mbola tsaroanao tsara ve, tsy nahay nanoroka anao 'zaho taloha G Em7 C(add9) D Mbola ao aminao ve, ’lay teny iray nandratra fo Tamin’izay hoy ianao Verse 2 G Em7 Tiako ianao hoy ianao, dia izaho tsy nandà (eny e!) C D Andraso eo, andraso eo kely aho G Em7 Izao no atao hoy ianao, dia nanaiky aho C D Tsy haiko indray izaho na tia anao (niandry anao teo aho) Pre-Refrain B(7) Em7 C D Niandry anao teo aho, tsy nitomany aloha (nanganohano anao) B(7) Em7 C D Gsus4..G Nanganohano anao, Menatra ny tontolo manodidina Fiverenana D G B(7) Em7 Raha ho lasa any ianao, f'izao ora farany eto izao C G A D Dia ora iray tsy hiverina, ka mamela ahy mba_hanoroka anao D G B(7) Em7 Raha ho lasa any ianao, ka manomboka eto izao C G A D 'Ndray andro iray tsy hiverina, na hiantso mafy ny anaranao Gsus4..G Izao tontolo izao
Tena Tia (Nanie)
Hiran'i Nanie rehetra: Nanie Intro (Tonalite: A) F#m7-E/G#-A..| D-D/E-A.. (2x) Tonony 1 F#m7 E/G# A A/C# D Esus4 Raha toa ka lasa ny fisainanao Fdim7 A/E D A/C# Bm7 A E/G# 'Reo teny mamiko, indray i____ai_nanao F#m7 E/G# A A/C# D Esus4 Tsy hoe vao__vao, fa fantatrao Fdim7 A/E D A/C# Bm7 A E/G# G#dim 'Reo teny tsotra hoe: "tena tiako ianao" Pre-refrain C#7 Raha misy any ho any G#dim C#7/F F#m7 Afa milaza izany 'Zaho akory D A/E Tsy manahy, tsy mitovy Esus4..E7 Fitiavany sy ny ahy Fiverenana A G#dim C#7 Ny endrikao, ny fihetsi_kao F#m7 Em7 A7 D(maj7) Ny angolanao, ny tenanao rehetra E A/B D/E E Ny mombamomba anao, etsetra etse_tra A Efa voateny G#dim C#7 F#m7 Em7 A7 D(maj7) Efa voatety ny fitiavako ka matokia A/C# Bm7 Bm7/E Gadd9/A....A.... Tsy anio ihany fa ho doria Gadd9/A....A(add9).... Tonony 2 (Tonalite: Bb) Gm7 F/A Bb Bb/D Eb F Raha sendra kivy ianao, inty eto aho Gbdim7 Bb/F Eb Bb/D Cm7 Bb F/A Olon-tia anao, sa_dy na__ma_nao Gm7 F/A Bb Bb/D Eb F 'Reo toky izay omeko, efa ekeko Gbdim7 Bb/F Eb Bb/D Cm7 Bb F/A Adim Toky tsotr'izao: "te_na tiako ia_nao" Pre-refrain D7 Raha mafy sy mahery Adim D7/F# Gm7 Ireny sedra ireny ho levona avokoa Eb Bb/F Fa isika roa hifankatoa Fsus4 Iombona tokoa Fiverenana Bb Adim D7 [tonalite:Bb] C/E Bdim E7 [tonalite:C ] Ny endrikao, ny fihetsikao Gm7 Fm7 Bb7 Eb(maj7) Am7 Gm7 C7 F(maj7) Ny angolanao, ny tenanao rehetra Fsus4 Bb/C F Gsus4 C/D G Ny mombamomba anao, etsetra etsetra... Bb [tonalite:Bb] C [tonalite:C ] Efa voateny Adim D7 Gm7 Fm7 Bb7 Eb(maj7) Bdim E7 Am7 Gm7 C7 F(maj7) Efa voatety ny fitiavako ka matokia Bb/D Cm7 Cm7/F Bb C/E Dm7 C/G C Tsy anio ihany fa ho doria Tetezana: Eb-Bb/D-Cm7-Cm7/F| Bb....(2x) Eb-Dm7 -Cm7-F7 | Bb Eb-Bb/D-Cm7-Bb | F/A..A7-D/F#-F7 Fiverenana (Tonalite - C)
Ranomasina (Anyah)
Hiran'i Anyah rehetra: Anyah Tonalite: Ab Intro (2x): Ab(add11)....Fm(add9)| Gb(add9).... Tonony 1 Ab Ab(add9) Ranomasina mangeniheny Eb/G Fm7 Fm9 Izany fitiavako anao Gb Gb(add9) Tsapako te-hitroatra feno dia feno Db/F Bbm7 Eb(add9) Ny fitempony ao anatiko ao Tonony 2 Ab Ab(add9) Ranomasina io mangeniheny (Eb/G) Fm7 Fm9 Hampitondrako ny hafatro ho anao Gb Gb(add9) Izy ihany no mampisaraka antsika Db/F Bbm7 Eb(add9) Izaho ety ianao eny am-pita Fiverenana Db(maj7) Cm7 Manantena fa 'ndray andro Bbm7 Cm7 Db(maj7) Eb Fm Fm9 Ho resy ny e___lan__e_______lan-tany Gb(add9) Bbm7 Hiara hibanjina ho avy iray Eb C7/E Fm9 Tsy hasiana ahi__ahy Gb(add9) Bbm7 Satria toky nomenao ahy Eb C7/E Dbmaj7 [Fiv 1] Eb Ab [Fiv 2] Eb Db/Eb Ab [Outro] Hifankatia mandra__kizay Tetezana: (Dbmaj7)....Cm7 ..F7..(F7/Eb) Dbmaj7 ....Cm7/F..F7..(F7/Eb) Dbmaj7 ...Fm-Cm7..F7 Dbmaj7 .... Db/Eb Tonony 3 Ab Ab(add9) Ranomaso nikija omaly Eb/G Fm7 Fm9 Nanjary fifaliana indray Gb Gb(add9) Hahasambarana mameno ny fo Db/F Bbm7 Eb(add9) No nisolo ilay ratra taloha Tonony 4 Ab Ab(add9) Ranomaso nirotsaka omaly (Eb/G) Fm7 Fm9 Hoha____dinona avalony indray Gb Gb(add9) Ilay hafatro aza tafita soa Db/F Bbm7 Eb(add9) Lavitry ny maso akaikin’ny fo