Hiran'i Joseph d'Af rehetra: Joseph d'Af Capo: 1 B7: x21202 na x24242 C#m: x46654 F#m: 244222 G#m: 466444 Tonony 1 E E Feno anao ny vavako, mipololotra avy ao am-po D A E Ny Anaranao no asandratro E E Hihira aho ny Herinao, nanositra ahy hitory Anao D A E Hitondra avo ny Anaranao Tetezana (2x) F#m A B7 E Haleloia, haleloia, tsara Ianao Fiverenana (2x) F#m B7 Ny anton'ny hirako sy fahavelomako E B7 C#m Dia Ianao ry Ray, mandrakizay B7 A G#m F#m Ny anton'ny hivelomako sy ny anton'ny hirako B7 E Dia Ianao, Ianao tokoa Tonony 2 E E Andry iankinan’ny foko, vetson’ny fanahiko
D A E Ny Anaranao mamelona ahy E E Ny fahagagana vitanao, ny zava-drehetra hainao atao D A E Tsy haiko ny tsy hihira ho Anao Tetezana (2x) F#m A B7 E Haleloia, haleloia, mendrika Fiverenana (2x) F#m B7 Ny anton'ny hirako sy fahavelomako E B7 C#m Dia ho Ianao ry Ray, mandrakizay B7 A G#m F#m Ny anton'ny hivelomako sy ny anton'ny hirako B7 E Dia Ianao, Ianao tokoa