Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina Hiran'i Mbolatiana rehetra: Mbolatiana Intro F-Gm7/F | Fmaj7-Gm7/F Tonony 1 (Rija R.) F Gm7/F Niahotra ihany aho ny hanoroka anao C/F Gm7/F Bb C/Bb Nanomboka nangovitra ny anaty manontolo Bb C/Bb Nony akaiky anao Am7 Fm/Ab Niezaka hiteny aho tsy nahavoaka feo Gm7 C7 F Gm7/F | Fmaj7-Gm7/F Ny masonao mamiratra, no sisa tazako Tonony 2 F Gm7/F Nanantona ianao, nanoroka ianao C/F Gm7/F Bb C/Bb Dia tsy tsaroako intsony ny amiko rehetraretra Bb C/Bb Toa nanidina aho Am7 Fm/Ab Nanjavona teo 'zay nojereko Gm7 Bb/C C7 F Gm7/F| Fmaj7-Gm7/F Ny masonao mamira_tra no nobanjiniko Tetezana F Dbaug Fotoana fohy minitra fohy Dm Cm Bb C/Bb Fa toa nijanona avokoa ny fiainan’ny tontolo Bb C/Bb Nanaja antsika roa F Daug Dia nofiko teo nahoana moa? Dm Cm Bb C/Bb Raha toa k’isika roa irery no olombelona eto an-tany Bb C/Bb Nofinofy antoandro Am7 Fm/Ab Dia tapaka teo ilay fotoana fohy Gm7 C7 [F Gm7/F | Fmaj7-Gm7/F x2] Ny masonao mamiratra indro tazako Tonony 3 ( Mbolatiana) F Dbaug Nofy hoy anao, Nefa hoy aho Dm Cm Kisarisary matotra ato an-tsaiko Bb C/Bb Bb C/Bb Tsy afako intsony ireo nofinao Am7 Fm/Ab Toa sary sy nofy nifoha Gm7 C7 [F Gm7/F| Fmaj7-Gm7/F x2] Nindramina mba hialoha fitiavana mamiratra Tonony 4 F Dbaug Nangovitra ianao, nihovitra ianao Dm Cm Bb C/Bb Fa ngadona efa vitako_hira ela ny hovitrovitrao Bb C/Bb Mitovy ny ahy sy ianao Am7 Fm/Ab Tsy tapitra hatreo 'lay fotoana fohy Gm7 Bb/C C7 [F Gm7/F| Fmaj7-Gm7 x2] Fitiavana mandra_kizay no niantomboka
Tag Archives: rija ramanantoanina
Maso Mifanojo (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra:
Rija Ramanantoanina
Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A: x2222x A/C#:x67655 Bb: x3333x C: 0x2010 C/D: 2x201x C/D#:3x201x C/E: 4x2010 C/G: x02010 Dm: 2x0231 D/F#: 6xx775 Em: 4xx453 E: 4xx454 E/G#:x12100 E/G#':8xx997 F: 557565 G: x03430 G/B: x45433 Fampidirana Am (2x)
Tonony 1 Am A G Dm Vao injay nifanojo, ireto fijery G G/B C Dia tsapako aho fa tojo, fitia tena mahery E-D/F#-E/G#' F Em Dm Toy ny varatra mipoaka C C/E C/G Bb A Nefa andro tsisy orana Dm Toa misafoaka G C Ny foko may toy nodorana E-D/F#-E/G# Tonony 2 Am A G Dm Ireo hafa nanodidina, sy ireny vorivory G G/B C Toa zary tandidona, tsisy hitako akory E-D/F#-E/G# F Em Dm Nanitona ahy tsy namela C C/E C/G Bb A Ny masonao no hany tazako Dm Toy ny efa ela G C C-C/D-C/D# Izy ireo no nandrasako Fiverenana E F'ianao nitsirika ahy E E/G# Am Somary nitsipalotra A Te hibanjina tsy sahy A/C# Dm Tsy te hijery maharitra G Fa nifanandrify kosa G C Bb A Tsy ela nefa tsapako Dm G Fa tena tontosa C Tiako ianao rahavako
E-D/F#-E/G#' Am (2x)
Tonony 3 Am A G Dm Raha toa mba tena izaho ilay voafidy G G/B C Ahitsio ny masonao ka aza avela hihidy E-D/F#-E/G#' F Em Dm Ny masoko dinihina C C/E C/G Bb A Dia ho hitanao tsa_ra Dm F'ianao no tiana G C C-C/D-C/D# Mamy fa anjara Fiverenana E F'ianao nitsirika ahy E E/G# Am Somary nitsipalotra A Te hibanjina tsy sahy A/C# Dm Tsy te hijery maharitra G Fa nifanandrify kosa G C Bb A Tsy ela nefa tsapako Dm G Fa tena tontosa C Tiako ianao rahavako E-D/F#-E/G#'-A
Serana (Rija Ramanantoanina & Nanie)
Key: F Intro (2x) F....Ebmaj9.. F....Eb6/9 Verse 1 F Bbmaj7 Am7 Nidify tsy hita taratra intsony Gm7/C F Nandalo vetivety toy ny tsy teo Bbmaj7 Am7 Ny entana nentiny aza nafoiny Gm7 Bbmaj7 Hivalona ve sa mbola hitohy Am7 Ny anganontsika roa Dbdim7 D7sus4 D7 Toa fohy fa nanohina ny fo G7 Toa fohy fa nampifoha C7 Ny masoandroko Verse 2 F Bbmaj7 Am7 Tsiriry mandalo lavitra akany aho Gm7/C F Mitety farihy havoana tsy teo Bbmaj7 Am7 Tsiriry manjohy fodiana tokoa Gm7 Bbmaj7 Tsy manana akany an-tananao Am7 Tonga nampangovitra Dbdim7 D7sus4 D7 Ilay hafanana kely teo G7 Ilay fo niniana tsy hangina C7 Tsy naloam-peo Pre-Chorus Bbm C7 Fa sara-namana vao hitany Chorus C/F Bb/F Bbm/F Tojo fitia F Bb/F Bbm/F Nampifanantona ny fontsika roa F Gbdim7 Fitia mandalo nefa moa nifoha Gm7 C7 Fmaj7 Iza no tsy nahalala antsika roa nisara dia Bbmaj7 Em7b5 F’ilay fitia no vetivety dia noraisiny A7 (Dadd9..Cadd9..x2) Zary fitia mitondra ratra nitamberina Verse 3 (Key: G) G Cmaj7 Bm7 Nidify tsy hita taratra intsony Am7 G Nandalo vetivety toy ny tsy teo Cmaj7 Bm7 Tsiriry manjohy fodiana tokoa Am7 Cmaj7 Tsy manana akany an-tananao Bm7 Tonga nampangovitra Ebdim7 E7sus4 E7 'Lay hafanana kely teo A7 'Lay fo niniana tsy hangina D7 Tsy naloam-peo Pre-Chorus Cm D7 Fa sara-namana vao hitany Chorus D/G C/G Cm/G Tojo fitia ------------------------------- 3x G C/G Nampifanantona ny fo Cm/G D/G C/G Fitia mandalo nefa moa Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina Hiran'i Nanie rehetra: Nanie
Tokoa (Njakatiana sy Rija Ramanantoanina)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina A7: x02020 na 575655 Am7: x02010 na 575555 na x05555 Bb: x13331 Bbm: x13321 Bbm7: x13121 C#: x46664 D#: x68886 D': x57775 E: x79997 Gm7: 353333 G#m7: 464444 Tonony 1 Dm Am7 Nisy be tokoa Gm7 Bb Raha ny fotoana niarahana A7 Na nifamaho koa Dm Ny onjan'ny fiainana Tonony 2 Bb Dia nasehonao tokoa Gm7 Ampihavanana A7 Fa nandresy hatrany Dm Ny finamanana Tetezana C F Na tamin'ny ratsy na ny tsara Bb Bb Nanoro ianao, nanampy koa C Ary nikarakara Fiverenana F Am7 Bb F Faly ny fo tohina tokoa Gm7 Am7 F'izay rehetra natao Bbm C Dia teo foana ianao (teo tsy nandao) Dm Am7 Eb D' Gm7 Isaorako eran-tsaina eram-po Bbm F Satria voaporofo izao Bb C F Tena na_mako ianao Fiverenana (Ambony) C# F# Bbm7 B F# Faly ny fo tohina tokoa G#m7 Bbm7 F'izay rehetra natao Bm C# Dia teo foana ianao (teo tsy nandao) D#m Bbm7 E D# G#m7 Isaorako eran-tsaina eram-po Bm F# Satria voaporofo izao B C# F# Tena na_mako ianao Bm F# Satria voaporofo izao B C# F# Tena na_mako ianao D E F#..
Fiainana kely (Rija Ramanantoanina)
Key: E, A Intro #1 (Key: E) F#m-E/G#-A-B-C#m (4x) Intro #2 Eadd9-A/E Badd9/E-A/E (2x) Verse 1 E B/E A/E E Fiainana kely tsy mirehareha B/E A/E A/E-B/E----A/E E Fiainana kely tsotsotra izay ny ahy E B/E A/E E Tsy trano manjelatra, tsy tafom-bazaha B/E A/E A/E-B/E-A/E E Tafo mololo izay ihany a--loha ny ao Chorus F#m7 G#m7 A G#m7 Fa raha ny fitiavanao no mankao F#m7 G#m7 A G#m7 Raha ianao iriko no miantrano ao E D6 A/C# Am/C Hanjary lapa ilay bongo kely E/B B G#7/C C#m Na mpanjaka aza hangetaheta ny ho ao F#m7 E/G# A B C#m Ho toba_ka ronono, hitondraka tantely F#m7 E/G# A B E Fa tojo ilay niriako aho, sady tojo anjely ---> Intro #2 Intro #2 (Key: A) A-D/A..| Eadd9/A-D/A (2x) Verse 2 (2x) A D/A E/A D/A Ny fitiavanao hamoronako hira A D/A E/A D/A Hokaloiko ho anao na maraina na hariva D E/D A/D E/D Hindramiko koa ireo hira fanaoko D E/D A/D E/D Hitety tontolo hidradradradrako C#m7 F#7 Bm7 D/E Fa tiako ianao tena tiako ianao Outro (2x) A-D/A Edd9/A-D/A (2x) Tiako ianao A--D/A Eadd9/A-D/A Tia anao_aho Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina
Hay Ve (Rija Ramanantoanina)
Intro: Fmaj7..Bb/F.. Fmaj7..Bb(add9)/F.. Verse 1 F Hay ve ka nisy Bb/F C/F Bb/F Raozy nokoloinao haniry tamiko F C/D Dm7 G7(9) Fa ny foko no nanda tsy hamokatra intsony Bb/C Nefa tsy kivy ianao Verse 2 F Hay koa ve nisy Bb/F C/F Bb/F Finiavana hikarakara taminao F C/D Dm7 G7(9) Fa ny saiko no ninia tsy hahafantatra ireny Bb/C Fony naha teo anao Chorus F D7 Fa lasa ianao vao tsapako Gm7 C7 Nony indro ianao tsy tazako F F/A Gm/Bb G7/B Njay nilentika_lalina am-poko ao Bbadd9/C C7 F Lalim-paka ilay raozinao F D7 Fa teo ianao tsy hitako Gm7 C7 Niteny ianao tsy reko koa F F/A Gm/Bb G7/B Taitra ianao, ninia natory irery aho Bbadd9/C C7 F --> Intro Taitra avy eo aho nilaozanao Verse 3 F Raha mbola misy Bb/F C/F Bb/F Zay voatahiry tamiko ao anatinao F C/D Dm7 Ento ho ahy fa hokoloiko ireo G7(9) Bb/C Hiroborobo, toy izay nataonao ahy Verse 4 F Raha mbola ao koa Bb/F C/F Bb/F 'Lay teny hoe tsy ambetin-dresakao F C/D Dm7 Ento aty, f’izay vao tsapako G7(9) Bb/C Ny tena heviny, nolazainao taloha
Chorus/Outro
F D7
G E7 (Key: G)
Fa dindo tsy hay kosehina
Gm7 C7
Am7 D7
Am-poko ilay fitiavanao
F F/A Gm/Bb G7/B
G G/B Am/C A7/C#
Ka ny hany faniriako dia izao
Bbadd9/C C7 F C/D
Cadd9/D D7 G (Gmaj7)
Mandrakizay ho ahy ianao
Demo:
Lesona:
Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina