Ry Taniko (Bodo)

Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Capo: 1
A/C#:x4222x A6:  x02222
Bm7: x2023x na   x24232
Dm/F:xx3231
Fdim:1231xx F#m7:2x2222

Fampidirana
   A    Bm7   A
e|----0-5-4-2-0
b|-2-3--------2
g|-------------
D|-------------
A|-0----2-----0
E|-------------

   D      E       F#m    E
e|-2-4-5--4-5-7-|-9-8-9--12
b|--------------|----------
g|--------------|----------
D|-0------------|----------
A|--------------|-9------11
E|--------0-----|----------

Tonony 1
      A                      D    
Oram-be mivatravatra, kotro-baratra 
      A  Bm7       A/C# E    
No nalaiko ho namana 
       A                    D
Tsy hamofo alahelo an-tanin’olona 
      Dm/F         A
Fa nataoko hampatsiahy 
       E           A
'Lay akany lavitra ahy 

Tonony 2
      A                  D
Ny korana sy lalao, manakora 
      A Bm7          A/C# E
Manangoly ny iharahana 
         A                  D  
Sento lalina fa, manina te-hody 
           Dm/F       A         E       A  E A
No_hasetriko ny tsikiny, mampanganohano ahy 

     Fiverenana
         E           A        D          A
     Na ny mamiratra_aza, no hanambazana ahy 
          D         A              E
     Tsy nahasarika ahy 'reo fa ianao 
      Fdim  F#m7      A6    D           A
     Ry    tany  mamiko no nampanembona ahy 
           D            A           E  A
     Nierikerika aho fa  sao tao ianao 
          D          A       E     Intro
     An-tsaina sisa no, nahitako anao 

Tonony 3
         A                    D
Tombin-drahona nandalo, no nafarako 
       A Bm7            A/C#  E
Nefa ireny mba ho aiza moa 
        A                    D
Niriako orana mikija, tsy hamonto anao 
            Dm/F        A         
Fa tsy ho anao  ry taniko
       E            A (bass)
Tsy tafita ny hafatro
                 A|-4-5-|-6-7
     
     Fiverenana
         E           A        D          A
     Na ny mamiratra_aza, no hanambazana ahy 
          D         A              E
     Tsy nahasarika ahy 'reo fa ianao 
      Fdim  F#m7     A6    D           A
     Ry    tany mamiko no nampanembona ahy 
           D            A           E A
     Nierikerika aho fa  sao tao ianao 
          D          A       E     F#m7 A 
     An-tsaina sisa no, nahitako anao 
     D A D A 
     E A
           D         A        E    F#m7 Bm7 A
     An-tsaina sisa no, nahitako anao