Tonalite:Bb
Intro
Gm Eb | Bb F/A
Gm Eb | Bb F
Tonony 1
Gm Eb Bb F/A
Tsy kisendrasendra fa sitrakin'ny Ray ny amintsika roa
Gm Eb Bb F/A
Niara nifanjohizohy foana hatramin'izay nifankahazo am-po
Gm Eb Bb
Dia nisy ny ambony nisy ny ambany nisy ny hafaliana nisy ny tomagny
F
Tsy nampiova raha zany
Gm Eb Bb F
Dia nifankatia tokoa, tena mamy
Fiverenana
Gm Eb Bb F/A
Hangalaka anao aro diako, tiako_regnindanitra ho regnintany
Gm Eb Bb F
Hangalaka anao aro diako, ho vady ho andefimandry
Gm7 Eb(add9) Bb F/A
Tapakevitra zaho aminao, tsy hisalasala fa ano ooh
Gm7 Eb(add9) Bb F
Tapakevitra zah aminao ooooh oooh oooh ano
Tonony 2
Gm Eb(add9) Bb F
Zegny toetra ratsy sy ny tsara,ny tantarako jiabi-jiaby,fantano
Gm Eb Bb F
Ny fahalemeko sy ny heri-ko_tsy avy amin-jovy f'aminao oooo
Bb F
Fiverenana (miova:.ho regnindanitra ho regnintany)
Tetezana
Gm Eb
Ke na ino raha hiseho, Na ino raha hisy
Bb F
Zaho tsy hiala, Zaho tsy ho leo
Gm Eb
Na tafondro hipoaka, Na varatra hilatsaka
Bb F
Tsy hafantatra_oka, Za fa tafalatsaka
Gm Eb Bb F
Hagnano soni__________a (2x)
Gm Eb Bb F
Hangalaka anao aro diako, ho regnindanitra ho regnintany
Famaranana (tonalite: C)
G Am F C G/B
Hangalaka anao aro diako, ho regnindanitra ho regnintany
Am F C G
Hangalaka anao aro diako, ho vady ho andefimandry