Hiran'ny Tarika Rindra rehetra: Tarika RindraA7: x02020 (afaka tendrena A fotsiny)Bm: x24432 B7: x21202D/F#:2xx232 D7/F#: 2xx212G/B: x2003x Gm: 355333Fampidirana D D/F# G ABm D/F# G ATonony 1
D A Bm
Tsy fantatrao fa teny foana hany aho
D G
Nitily sy nitsena ny alokao
B7 Em Tab 1
Ka manara-maso lava izao
A A7 D
Dia iny ianao voninkazo iray
G E
Izay kanto loatra sarobidy ho ahy
E A Tab 2
Te-hioty aho anefa fa tsy sahy
Tonony 2
D A Bm
Hiloa-bava aho ho vahotra
D G
Hiresaka aminao hatahotra
B7 Em Tab 1
Te-hikiry anefa sarotra
A A7 D
Manahy aho mantsy sao ho lavinao
G D
Tsy zakako raha izay no hitranga izao
A D G
Harary mafy ny ao anatiko ao
Fiverenana (2x) A D A
Aleo hitia mangina anao ny foko
Em A
Ataoko ho ampy ahy fa tsy toloko
A-G/B D D7/F# G Gm
Raha ny fitiavako anao tsy ho heloko
D A D (G)
Aleo hijanona ho tsiambarateloko
Tetezana:D D/F# G A Bm D/F# G ATonony 2Fiverenana (2x)Tab 1 Em F#m7 G A4
e|---------------
b|-----------0--3
g|--0--2--------2
D|---------------
A|--------------0 (tsy voatery tendrena)
E|--0--2-----3--- (tsy voatery tendrena)