Hiran'i Rebika rehetra:RebikaEm9: 0x4030IntroDadd9..A/C#..| Bm7-A-G
D..A.. | D..G(add9)/A
Verse 1 D A G(add9) D D/F#
Ny esoesonao, toa vao maika mampitombo
G(add9) Em9 Asus4..A
Ilay fitiavako azy izay
Bm7 A D
Tsy izay lazainao, no afaka
G D A Dsus4..D
Hanova izay najoro, ka hikoro
TetezanaEm9 ....(2x)
A7sus4....|A7sus4..A7Verse 2 D A/D
Na ny hery, na koa lalàna
G/D D
Na hisy fandraràna
G G
Dia tiako izy, izy koa tia ahy
D A
’zahay tsy hisaraka
Chorus #1 (2x) D A/C#
Fa raha ny anay, mafy orina
Bm7 A G
Tsy ho voarodana
D A D G(add9)/A
Fitia tena matotra, vita fatotra
Bridge/introVerse 3 D A G(add9) D D/F#
’Zahay enjehinao, toa vao maika mifankatia
G Em9 Asus4..A
Mitombo sy mafana, ilay fitia,
Bm7 A D
Ny tiako ho tsapanao, matoa ’zahay
G D A Dsus4 D G(add9)/A
Tafara-dalana, dia teo ilay fitia__vana
Verse 4 D A/D
N'iza hanasazy sy handidy
G/D D
Na mamy io na hangidy
G G
Dia tiako izy, izy koa tia ahy
D A
’zahay tsy hisaraka
Chorus #2 D A/C# Bm7 A G
Fa fo iray no mitambatra, mifanaraka
D A D G(add9)/A
Izahay tsy hifandao, na ho mora na ho sarotra
D A/C# Bm7 A G
Fa raha ny anay, mafy orina, tsy ho voarodana
D A D G(add9)/A
Fitia tena matotra, vita fatotra
D A/C# Bm7 A G
Ho ataoko tsara karakara, f'efa anjara
D A D G(add9)/A
Nomenao ho ahy, mandrak’izay
Chorus #1 (2x)VST: FM Tines 2.0 (Classic DX-7)