Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Capo: 2 Bm: x24432 h: hammer (kapohina aingana) p: pulloff (esorina aingana) s: slide (hagorisa) Fampidirana G Am Solo country e|------|-----------|-------------- b|----3-|-----------|-------------- g|-2s4--|-4p2-0-2h4-|-2h4-2-0-2h4-0 Bm C G D e|----3--|--3-3-|----7---|------0-|---- b|-------|------|------8-|--------|-1p0 g|-2s4-4-|-5-5--|-5s7-7--|-0h2-0--|---- Tonony 1 G Am Ny andro niainanay, tambany ny Masonao Bm C G D Ny ho avy manjavona Raiko o, ankininay Aminao G Am Na ny fanaintainana, na ny andro sarotra indrindra Bm C G D G Tsy sitrapo tsy nosainina, noho Ianao dia nisinda Tonony 2 G Am Mazana anefa ny zanakao, mitsambiki-mikipy Bm C G D Mambabo azy izao rehetra izao, ka manao Anao tsisy G Am Indrisy anefa ireo olonao, tsy iray mihitsy ny saina Bm C G D G Na ny afaka na ny tsy manan-katao, bolisitry no ampangaina Fiverenana Am D Bm Em Mbola fisaorana hatrany, ho voninahitrao A D Reo tsy mahalala izany, maro dia iantrao Am D Bm Em Babon'ny fitsapana, manadino lalana A D Tsy miorimpaka intsony, ny Teninao Ray Ambony Tetezana: G Am (3x) | Bm C D Tonony 3 G Am Mahamenatra raha jerena, mba tsy tambo isaina Bm C G D Ireo mibaby devoly jambena, mangala ny herin'ny maizana G Am Raviravy izany fankampanahy izy, io no fandemen-tsaina Bm C G D G Ho kamboty tsy misy mpiahy, raha hatrizay ho taraina Tonony 4 G Am Lainga halatra fijangajangana, ireo dia sarotra hialana Bm C G D Pozin-dratsy mahatamana, mazana tena lalana G Am Ety ve reko no asa mangina, na farihy mati-mamba Bm C G D G Hifaninana ny fanahy iniana, zahay manao dia-jamba Fiverenana Am D Bm Em Atodio 'zany saina, adidy no ampanjakaina A D Lazao fa ny hanavahana, ny Teninao fahafahana Am D Bm Em Ny Herinao no mandolo, raha mino Anao ny tontolo A D Fanantenana ho anay, ny famelanao ry Ray Famaranana: G Am (3x) | Bm C G
Tag Archives: rebika
Saingy Tiana (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Hiran'i Lola rehetra: Lola Am': x05558 C': x32013 C":8x(10)988 D7: xx0212 G': (10)(12)(12)(12)(10) Fampidirana C" G' Am' C-F C'-F (2x) Tonony 1 C F C Raha mba naniry ny hiarak'aminao aho F C G Nolavinao toa tsy tiana e C F C Raha niangavy ny ho eo anilanao F C G Natosikao sy nariana e Tetezana Am F Niandry masoandro eny antsinana aho G C Hitondra hafaliana ho ahy Am F Sendra ny volana somambisamby D7 G Vao maika nandratra fanahy Fiverenana F C F C C G Tia aho, tia aho, eny tia anao F C F C Aza ariana e, aza ariana e C G Mbola miandry anao Tetezana C" G' Am' C-F C'-F (2x) Tonony 2 C F C ’Lay taratasy tsisy valiny F C G Nodorana sa natao aiza e C F C 'Lay fitiavana natao an-kilabao F C G Niandrandra anao hatrizay e Tetezana Am F Anisan’ny mba tena tiana ianao G C Dia nahavita izao Am F Tsy sasatra aho ny mba miangavy aminao D7 G Tsy sasatry ny miantsoantso anao Fiverenana (3x) F C F C C G Tia aho, tia aho, eny tia anao F C F C Aza ariana e, aza ariana e C G Mbola miandry anao
Fitia Madio (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Capo: 1 B: x24442 C#: x46664 F#m:244222 G#m:466444 Tonony 1 E Mba tsaronao ve? A ’zao isika izao A B Fony zaza nilalao B E Nalaina nifandao Tonony 2 E Tadidinao koa ve? A Tany ampianarana A B Ny dablio nilaharana B E Nisy hasambarana Tetezana D A Fa adinon’ny vintana_aho A E Tsy toa anao D A Nitady fitia A E B Tsy toloranao ie-e-e Fiverenana E Fitia madio A B Tsy miangatra, mba rahoviana E A F#m B Tsisy resaka saranga na fihavia_na A ’Zaho leroa B E Mba tia an’i madama A E B E Tia an’i madama dia tia an’i madama
Tonony 3 E Azoko atao ve? A Ny hitia anao A B ’Zaho efa babonao E Tanteraka Tonony 4 E Nefa valala sy lolo A Samy hafa volo A B Ianao voninkazo B E Tsara kolokolo
Tetezana
D A
Ka ny any aoriana
A E
No tsy tantinao
D A
Sao izaho faharoa
A E B
Ireo dimbinao ie-e-e
Fiverenana (2x) E Fitia madio A B Tsy miangatra, mba rahoviana E A F#m B Tsisy resaka saranga na fihavia_na A ’Zaho leroa B E Mba tia an’i madama A E B E Tia an’i madama dia tia an’i madama Solo: F#..B..C#..(2x) Fiverenana - Ambony (2x) F# Fitia madio B C# Tsy miangatra, mba rahoviana F# B G#m C# Tsisy resaka saranga na fihavia__na B ’Zaho leroa C# F# Mba tia an’i madama B F# C# F# Tia an’i madama dia tia an’i madama
Aza Milofika (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika B: x24442 C#m: x46654 F#m7:2xx220 Fampidirana A..B..E... A..B..C#m..B Tonony 1 E Tsy maintsy misy, A F#m7 Manaraka anao eny ihany E C#m Ny herin-tsaina hanova loko B Izato fonao Tetezana E F#m7 Tsy maintsy zava-baovao A C#m Tsy mbola nisy sy niseho E F#m7 No_hanafaka ireo taraina A E.. Hanilo anao ho very saina. Tonony 2 E Tsindrio mafy A F#m7 Ny fanadinoina an-tsainao ao. E C#m Fa toy ny rano raraka_iny B.. Ka izao Tetezana E F#m7 Izay ampitso mbola ho be A C#m Ka ny tandrify no jereo E F#m7 Ndeha halao io fa toazo A E... Ilay tolotra toa voninkazo. Fiverenana A B E.. Raha izy no hampirongatra tomany A B E.. Tsy ny tantely tokana no mamy. Tetezana A..B..E... A..B..C#m..B Tonony 3 E Ny zaza bodo A F#m7 No tambazana vato mamy. E C#m Fa_efa namikitra olon-kafa B.. Tsotr'izany. Tetezana E F#m7 Hisy hafa iray tendry ho anao A C#m Safidy mbola vaovao E F#m7 Indray mandeha no manta vary A E.. 'Lay toky anie ka tsy fanary Tonony 4 E Fa hira kosa A F#m7 Hanambarana izay niseho E C#m B.. Ny disadisa sy ny laaamina_tefeo Tetezana E F#m7 Dia harindrao hilanto tsara A C#m Dradradradrao mba hanambara E F#m7 Fa zara aza nisy an’iny A E.. Atao antsaly mahasondriana. Fiverenana (2x) A B E.. Ilay nankararirary teo dakao A B E.. Tontolo hafa indray no tano ho anao
Famaranan
A..B..E...
A..B..C#m..B
Nofy (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Dm: xx0231 E7: 020130 G6: 320000 Fampidirina C...Dm...G...C.. A...Dm.. F..G...C G-Am-G/B Tonony 1 C E7 Ny alina mangina Am Gm .Toa mampanembona ahy F C .Ny volana baliaka D C G .Mampifoha ny tsiahy Tonony 2 C E7 Tsy andriko ny ampitso Am Gm .Hahita anao indray F Dm Dm C Ka hiondanako eo an-tratranao G G GC Hiangotiako aminao Fiverenana F F F Mametsovetso anao ny foko F G Am C Enga anie ka_ho_azo nofy D7 D7 D7 Hitohy mandra-maraina lay nofy Am G6 Am G G Ka ho mirana_aho ny_hahita anao Tonony 3 C E7 Manganohano irery_aho Am Gm .Ny_alahelo anao tsy_ho laitra F C .Fitia vao miandoha_ka D C G .Mora_tohina sy taitra Tonony 4 C E7 Hiomanako ny ampitso Am Gm .Hihaonantsika indray F Dm Dm C Hitohofako 'lay molotrao G G GC Hisambarako sy ianao Fiverenana F F F Ny fendrofendro anaty tsy_ho tanty F G Am C Ny_ao am-poko mitoloko D7 D7 D7 Lay nofy no antenaiko, ry aiko Am G6 Am G G Hanohizako embona anao Solo C...E7...Am...Gm.. F...C...D7...G.. C...E7...Am...Gm.. F...Dm.G7.C. G6.G.G6.C. Dm-G
Fiverenana
F F F
Mametsovetso anao ny foko
F G Am C
Enga anie ka_ho_azo nofy
D7 D7 D7
Hitohy mandra-maraina lay nofy
Am G6 Am G G
Ka ho mirana_aho ny_hahita anao
Tonony 5 C E7 Hanofy anao no iriako Am Gm .Hiandrasako ny ampitso F C .Izay mielina tsy_ho tiako D C G .Ndrao_tsisy hifaliako Tonony 6 C E7 Hoezahiko lay nofy Am Gm .Hiantefa any aminao F Dm DmC Hiombo-nofy_aloha isika anio G G GC Ho_ali-mamy sy hadio
Fiverenana
F F F
Ny fendrofendro anaty tsy_ho tanty
F G Am C
Ny_ao am-poko mitoloko
D7 D7 D7
Lay nofy no antenaiko, ry aiko
Am G6 Am G G
Hanohizako embona anao
Famaranana
C...Dm...G...C..
A...Dm..
F..G...C
Tiako Izy (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Em9: 0x4030 Intro Dadd9..A/C#..| Bm7-A-G D..A.. | D..G(add9)/A Verse 1 D A G(add9) D D/F# Ny esoesonao, toa vao maika mampitombo G(add9) Em9 Asus4..A Ilay fitiavako azy izay Bm7 A D Tsy izay lazainao, no afaka G D A Dsus4..D Hanova izay najoro, ka hikoro Tetezana Em9 ....(2x) A7sus4....|A7sus4..A7 Verse 2 D A/D Na ny hery, na koa lalàna G/D D Na hisy fandraràna G G Dia tiako izy, izy koa tia ahy D A ’zahay tsy hisaraka Chorus #1 (2x) D A/C# Fa raha ny anay, mafy orina Bm7 A G Tsy ho voarodana D A D G(add9)/A Fitia tena matotra, vita fatotra Bridge/intro Verse 3 D A G(add9) D D/F# ’Zahay enjehinao, toa vao maika mifankatia G Em9 Asus4..A Mitombo sy mafana, ilay fitia, Bm7 A D Ny tiako ho tsapanao, matoa ’zahay G D A Dsus4 D G(add9)/A Tafara-dalana, dia teo ilay fitia__vana Verse 4 D A/D N'iza hanasazy sy handidy G/D D Na mamy io na hangidy G G Dia tiako izy, izy koa tia ahy D A ’zahay tsy hisaraka Chorus #2 D A/C# Bm7 A G Fa fo iray no mitambatra, mifanaraka D A D G(add9)/A Izahay tsy hifandao, na ho mora na ho sarotra D A/C# Bm7 A G Fa raha ny anay, mafy orina, tsy ho voarodana D A D G(add9)/A Fitia tena matotra, vita fatotra D A/C# Bm7 A G Ho ataoko tsara karakara, f'efa anjara D A D G(add9)/A Nomenao ho ahy, mandrak’izay Chorus #1 (2x) VST: FM Tines 2.0 (Classic DX-7)
Mirary Soa (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Asus4: x02230 C7: x32310 Cmaj7:x3200x Cadd4: x32011 Dsus4: xx0233 D7: xx0121 D7sus2: xx0210 G7: 320001 G/B: x20030 Fampidirana G-Am7-G/B Cadd4 C C G/B Am Am D D7 D7sus2 G Tonony 1 C C7 F Mangatsiatsiahy, mirary soa ny aminao D7 G G7 Raha toa tsy metimety, farofirofy ianao C C7 F ‘Zaho anefa tsy afaka D D7 G Hanatona ny aminao, hikarakara anao Fiverenana C Am Lavitra loatra akia, ny any aminao D D7 G Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra C F C Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao D D7 G Hihazakazaka, reraka ny aina Tetezana C-G-F F C C-Cmaj7-C D7 D7sus2 G Tonony 2 C C7 F ‘Lay sariko any, banjino raha sorisorena ianao D7 G G7 Hamalifaly anao sy ho fampiononana C C7 F ‘Reo hira fihirako ho anao D D7 G Ataovy siotsioka aloha, raha tsy dia tsaroana Fiverenana C Am Lavitra loatra akia, ny any aminao D D7 G Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra C F C Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao D D7 G Hihazakazaka, reraka ny aina Famaranana C C7
Nandalo (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Bm: X24432 F#: 244322 Tonony 1 A D A Nandalo , toy ny zavona maraina D A Tsy hita akory hoantenaina D A D Ny omalintsika teo Tonony 2 A D A Nandalo,toy ilay ririnin-dasa D A Tsy tsaroana izay nandratra D A Isika aza samy leo Tetezana Bm E A F# Fa tonga....ny tsy azo hihodivirana Bm E D F Ka rava.... ilay manda nanahirana Fiverenana A D Variana niolakolaka D E A Ny tena izy toa lalao F# Bm Lany andro nifamolaka E A E Ka ny fotoana no nandao A D Tsy hita izay marina D E A Isika koa moa zaza be F# Bm Tsy nety tafarina D D F Ireo tsy tia faly nihomehy Tonony 3 A D A Nandalo , ilay eritrerintsika D A ..Nilokaloka ny ho tafita D A D ..Ho tabia sy rehareha Tonony 4 A D A Nandalo , ireo andro nibaliaka D A ..Fa hirifiry sisa hita D A D ..Feno fanala izay aleha Tetezana Bm E A F# Soa aza... mbola nisy fatotra Bm E D Fa...angamba , izay iray isika safotra Fiverenana A D Samia ary ho tafita soa D E A Fa mbola lavitra ny aleha F# Bm ..Ampy izay ny kitoatoa E A E ..Fa samy olon-dehibe A D Fa mbola tsy anjarako D E A Hatreo ny fiainana eo aloha F# Bm ..Herezo hatrakao ny loha E A D ..Hampandefero ny ao am-po Famaranana A D A Nandalo,nandalo,nandalo,.....
Adin-tsaina (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika F#m:244222 Tonony 1 (2x) D F#m G Entiko mankany aminao Em A Em A Ny adin-tsaina, mandreraka aina D F#m G Zay tsy voafafa indrisy Em A A D Mihamitombo, sy mihombo Fiverenana (2x) D F#m G Raha mankany aho mantsy mety hahita Em A A D Eny hahita.... fifaliana Tonony 2 D F#m G Reo nantenaiko hanirina vao maika Em A Em A Nampihiratra,...nivandravandra D F#m G Any aminao no hany sisa Em A A D Noheverina...mba hianteherana Fiverenana D F#m G Raha toa ka ianao tsy handao Em A A D Hankahery, sy hijery
Ento Aho (Rebika)
Key: E, F Intro (Key: E) E..A/E..(2x) Verse 1 E(add9) G#m B/A A Ho ento aho, hanaraka anao aho F#m7 B7 Mangina irery aho A B7 E(add9) Raha ilaozanao ka raiso G#m B/A A Tantano mba ho any aho F#m7 B7 Miangavy mafy aho A B7 E(add9)..E7 Mitalaho fa te handeha Chorus A Efa mandroso miha alina ny andro E(add9) Ka ento aho mba hiaro anao F#7 Ny orana efa manakotroka B7 Ka ento aho hanelo anao A Tsy andriko izay hiverenanao E(add9) E7 Ka ento aho hanary dia A B7 Ho any aho mba handrotsirotsy anao E(add9) Ka ento aho Verse 2 G#m B/A A Hanampy anao aho F#m7 B Izay kasainao A B7 E(addd9) Raha iaraha-manao dia mba faly aho G#m B/A A Hanaraka anao aho F#m7 B7 Miangavy mafy aho A B7 E(add9) Mitalaho fa te handeha Chorus Modulation (E -> F) C F --> Ho ento aho Chorus Bb Efa mandroso miha alina ny andro F Ka ento aho mba hiaro anao G7 Ny orana efa manakotroka C7 Ka ento aho hanelo anao Bb Tsy andriko izay iverenanao F F7 Ka ento aho hanary dia Bb C7 Ho any aho mba handrotsirotsy anao F F/A Ka ento aho Outro Bb..Gm..| C7..Bb-C7-F.... Bb/F..F.... Bb: x13331 B7: x24242 B/A: x04442 C7: x35353 E7: 020130 E(add9): 024100 F7: 131211 F/A: x03211 F#7: 2x2320 F#m7: 2x2220 G7: 3x343x Gm: 355333 G#m: 466444 Hiran'i Rebika rehetra: Rebika