Tonalite (Key): F#m (A)Intro: D/A..A.. (2x)Verse 1A E/G# F#m
Raha handeha ihany ianao
F#7/A# Bm
Raha sitrakao
D#m7b5 Esus4 E
Aza tena ilaozana tanteraka aho
F#m E/G# A
Fa izaho hatrizay tsy mahay
D Esus4....E....
Tsy zatra ilaozanao
Pre-Chorus Bm D/A E/G# E
Tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho
A E/G# F#m
Tsy hanimba izay mba tena tianao
F#m D A/C#
Fa ny hasambaranao no tadiavina
Bm
Raha tsy misy ato an-trano
Esus4....E...Fdim
Dia tsara tso-drano
Chorus F#m F#7 Bm
Nefa amelao sombiny amin’ny fitiavanao
E A C#7
Mba amelao na 'zay sisa tsy zakanao
F#m F#7 Bm
Mba amelao na ho mpinamana tsotra izao
C#7 F#m
Woah oh..Raha handeha ihany ianao
Bridge #1: (F#m....)| C#7.... Bm .... | Esus4..E..Verse 2A E/G# F#m
Raha toa manembona ianao
F#7/A# Bm
Na koa mahatsiaro
D#m7b5 Esus4..E..
Izay niarahana taloha
F#m E/G# A
Ka matahotra na menatra ny
D Esus4....E...Fdim
Hiverin-dàlana, fantaro
Pre-chorusChorus (2x) F#m F#7 [Tonalite - F#m na A]
Am A7 [Tonalite - Am na C]
Fa miandry anao
Bm Bm-Bm/D
Dm Dm-Dm/F
Miandry anao foana ny toeranao
E A C#7
G C E7
Miandry anao, reo 'zay efa nilaozanao
F#m F#7
Am A7
Miandry anao
Bm
Dm
Miandry anao ny tia sy fitia
C#7 F#m
E7 Am
Modia, modia
Bridge #2: C#7-E-Am....| Dm.... G ....| C .... E/B-E-Am....| Dm.... E ....| Am....Chorus (Tonalite: Am na C)
Verse 1Dm Bb F
Efa voatety avokoa ny fotoana
Dm Bb F
Ireto isika roa dia mbola eo foana
Dm Bb F
Efa nandalo sedra, tsiky tomany
Dm Bb F
Izaho mbola eto, ianao koa mbola eo ihany
Verse 2Dm Bb F
Ka avelao aho mba hidongy, hitampify
Dm Bb F
Hoazoniko mafy ianao tsy ho avelako hidify
Dm Bb F
Dia aza asiana akory fanontaniana
Dm Bb F
Fa fantatrao ny ato am-poko ry tiana
Pre-chorus/refrain A7/Db Dm C/E F
Fa ho Mala__lako, Anjeliko, fitiavako
Gbdim7 Gm E/Ab A7
Ka hifameno sy hifanjohy…Tsy hifankafoy
Fiverenana/Chorus Bb F
Mahavariana, fa fifaliana
C Dm
Rehefa miaraka aminao aho tsy miafy
Bb F
Tsy voafefy, tsy voarefy
Aug7 A7
Efa voahenika fitia ny any anaty
Bb F
Rehefa tia, tena tia
C Dm
Mety ho adaladala kely 'ndraindray
Bb F
Na inona hanjo, na inona hiseho
Aug7 A7
Efa fo roa no nitambatr’ ho iray
Solo: Dm..Bb..F.... (2x)Verse 3Dm Bb F
Ny tsy hitia anao aloha sanatria
Dm Bb F
Ny foko efa nanaiky, efa vita sonia
Dm Bb F
Ny andro maloka, eny mety hitranga
Dm Bb F
Fitiavako anao aloha tsy ataoko misy banga
Verse 4Dm Bb F
Tsy hijery hafa, tsy ho lavitra ny saiko
Dm Bb F
F’ianao no akaiky ahy, ianao 'lay silaky ny aiko
Dm Bb F
Tsy foiko ho hatakalo, tsy foiko ho zaraina
Dm Bb F
Fa tokana iray anaty fo sy ny saina
Pre-refrain/Fiverenana
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
Intro (2x) - Tonalite: CC(add9)..Dm/F-F |Am..G..
C(add9)..F(add9)..|GVerse 1 (Tonalite: C) C G Dm
Raozy dia, mahate ho tia lay endrikao
C G
Fa tsara loatra, manintona ahy
Dm
Ianao no lafatra
Verse 2 (Tonalite: C)
C G Dm
Mambabo ny manodidina ny toetranao
C G F
Tsy miavona fa feno tsiky ny fiainanao
Intro/Verse 1 (Tonalite: C)Verse 2 (Tonalite: C->F)C G Dm
Mambabo ny manodidina ny toetranao
C G
Tsy miavona fa feno tsiky
Bb F
Ny fiainanao rehetra
Pre-refrain (Tonalite: F) Bb F
Ianao no deraina
Gm F
Tsy ho tantiko ny hamela
C
Anao tsy ho namako
Bass melody 1*: G-A-Bb | A-Bb-C| F-ERefrain (2x)(Tonalite: F) F C F Bass melody 1*
Mangovingovitra aho mahita anao
F C Dm [D*-C*-Bb*-A*]
Misy tsy aritry ny ao anatiko ao
Gm Dm Gm [G-A-Bb|A-Bb-C| G-A]
Hanantona anao aho izao dia izao
Bb C F
Hisedra ny herinao, hitory fitiavana
------------
F(add9)...C..F..G..Verse 3 (Tonalite: C) C G Dm
Vao mangiran-dratsy any aho, dia hiaritra
C G
Ny hatsiaka sy ny ando-maraina
Dm
Ambaravaranao
Verse 4 (Tonalite: C->F)C G Dm
Hivimbina ilay fitia sy handohalika
C G
Hitsena ilay marainanao
Bb F
Feno fanantenana
Pre-refrain (Tonalite: F) Bb F
Te ho anao aho
Gm F
Omeo ahy 'reo teny
C
Mifono hasambarana
Solo: Dm.... | Gm.... E .... | A .... Am..G..| C..Dm.. E .... | Bb...C.Fiverenana (2x) (Tonalite: F) F C F
Mangovingovitra aho fihininao
F C Dm
Natao ho ahy ny ampitsonao
Gm Dm Gm
Omeko anao izao tontolo izao
Bb C F
K'aza manana ahiahy amin'ny hoavinao
Outro: F(add9)....G....|C........
VST: JD Midi Grand (NeoSoul Keys 2)
Hiran'i Imagine rehetra: Imagine
Tonalite: BIntroB(add9)....(2x)|
G ....Em7....|Em7....F#sus4..F#Verse 1 B(add9) F#
'Zao rehetra izao, afoiko anao
B B C#m-B/D#
Tsisy fetra satria tiako ia__nao
E C#m7 F#-E/F#-F#/C#
Ka n'inona ilainao, tsy ataoko ankahory anao
E F# E F#
Ny fara-fitiavako, dia ho anao, ho anao
Fiverenana B(add9) G#m11
Izay sitrakao, 'zay rehetra tianao
E F#sus4-F#(add9)
Ataoko avokoa
B(add9) G#m11 E E(add9)
Izay ahasambatra anao no hany tanjona iriko
C#m7(9) F#(add9)
Anao 'zay afa-po anao, tanteraka
E
Fa raha toa ka sambatra ianao
F#sus4 F# E F# Intro
Dia ho sambatra aho (dia ho sambatra aho)
Verse 2 B(add9) F#
Tsisy atakaloko anao
B B C#m-B/D#
Fa sarobidy loatra ia__nao
E C#m7 F#-E/F#-F#/C#
Ka na izao tontolo izao, aza mbola ho rendrika
E F# E F#
Fa ny fitiavako anao, tsy ho levona, tsy ho levona
Fiverenana
Verse 3
B(add9) F#
Raha mbola misy, ny irinao
B B C#m-B/D#
Mihoatra izay nomeko a__nao
E C#m F#-E/F#-F#/C#
Dia vonona aho ny anolotra, ny aiko ho anao
E F#
Raha 'zay no mba ahatsapanao, fa tiako ianao
E F#
Tena tiako ianao
Fiverenana (2x)
Verse 1 (Tonalite: C, Eb) C Am Dm7 G Na izaho na ianao, samy mbola tia tokoa C Am7 Dm7 G Kanefa voatery, hisaraka ho roa Fm Bb Eb Tsy sitrapo velively, na ho hambom koa
Verse 2 C Am Dm7 G Na izaho na ianao, samy tsy te-hifandao C Am Dm7 G Kanefa tsy ampy hery, hanoherana izao Fm Bb Eb Ireo olana hafa hiseho, no hanjaka izao
Fiverenana (Tonalite Eb) Fm Bb Eb C Satriko mba ho namanao Fm Bb Eb C-Dm7-C/E Satriko ho eo anilanao Fm Bb Eb Cm Satriko ny hifidy anao Fm Bb Eb .... Nefa izao no fiainana
Intro (2x) - tonalite C
Verse 3 C Am Dm7 G Tsy izaho tsy ianao, fa ny manodidina C Am Dm7 G Nanao izay azo atao, handrava izay vita Fm Bb Eb Nataony ho kilalao, 'zay rehetra atao
Verse 4 C Am Dm7 G Tsy izaho tsy ianao, no leo koa na hoe lao C Am Dm G Samy mba nikolo, kinanjo nikoro Fm Bb Eb F’ireo 'zay tsy voafidy, mba ho anjarantsika
Hiran'i Tempo Gaigy rehetra: Tempo Gaigy
Tonalite: GIntroC-D-G.. | Am7-G-D..
C-D-G.. | C-G/B-Am7-(G)Verse 1
G Em7 C(add9) D
Mbola tadidinao ve, raha mifanena indray isika roa
G Em7 C(add9) D
Mbola tsaroanao tsara ve, tsy nahay nanoroka anao 'zaho taloha
G Em7 C(add9) D
Mbola ao aminao ve, ’lay teny iray nandratra fo
Tamin’izay hoy ianao
Verse 2 G Em7
Tiako ianao hoy ianao, dia izaho tsy nandà (eny e!)
C D
Andraso eo, andraso eo kely aho
G Em7
Izao no atao hoy ianao, dia nanaiky aho
C D
Tsy haiko indray izaho na tia anao (niandry anao teo aho)
Pre-Refrain B(7) Em7 C D
Niandry anao teo aho, tsy nitomany aloha (nanganohano anao)
B(7) Em7 C D Gsus4..G
Nanganohano anao, Menatra ny tontolo manodidina
Fiverenana D G B(7) Em7
Raha ho lasa any ianao, f'izao ora farany eto izao
C G A D
Dia ora iray tsy hiverina, ka mamela ahy mba_hanoroka anao
D G B(7) Em7
Raha ho lasa any ianao, ka manomboka eto izao
C G A D
'Ndray andro iray tsy hiverina, na hiantso mafy ny anaranao
Gsus4..G
Izao tontolo izao
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Tonalite: G
Intro
Cmaj7 D Cadd9 G(add9)/B
Bb Am7 G
----------------------
Ebmaj7 D7sus4 G (2x)
Ebmaj7 D7sus4
Tonony 1G D/F#
Ny teny mamy nolazaiko
Em7 Dm7 G7
Nanambitamby aminao
Cmaj7 Bm7 Am7
Matokisa sombinaiko
C/D G Am7 D
Fa tsy hiova hatram’izao
Tonony 2
G D/F#
Hatezerako ombieny ombieny
Em7 Dm7 G7
Nankararirary fo
Cmaj7 G/B Am7-C/D
Aza raisinao ireny
G
Aoka hivalona avokoa
Fiverenana D C
Ianao irery no nilaiko
G
Ianao ilay nofinidy
D C
Mahay mandamindamina ny saiko
C/D G
Diamondra sarobidy
--------------------------
2x
Am7 D7/C
Raha misy ny hadalako
B7 Em7
Olombelona tokoa
Cmaj7 Bm7 Am7
Aoka re mba hofafàko
C/D G
Dia hovaiko ho zava-tsoa
Solo (mitovy @ tonony 1)
Tonony 3G D/F#
Ny sangisangy izay fanao
Em7 Dm7 G7
Horokoroka fahiny
Cmaj7 Bm7 Am7
Raha mety re ianao
C/D G Am7 D
Averiko eto ankehitriny
Tonony 4
G D/F#
Ny bedibedy ’zay tsy tanty
Em7 Dm7 G7
’Zay nandreraka ny loha
Cmaj7 G/B Am7
Tsy ataoko intsony mandra-maty
C/D G
’Zao dia ’zao aho dia hiova fo
Fiverenana
Famaranana:Cmaj7-G/B-Am7 Ebmaj7-D7sus4-G
Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook
Tonalite: C (capo 4eme case), E (no capo)
Capo: 4Am7': x02213
C: x32013Fsus2: 13301x F(add9):1x3213
G(add9): 3x020x (T1) , 3x5435 (T2)Intro:Fsus2 Am7' (4x)Tonony 1 C' G/B
Lasa ianao, lasa lavitra any
Am7' G(add9)
Nandao ny tany, 'lay feno tomany
F C/G
Izy irery no tavela, tsy afaka nitafa ela
G G-Am7-------------G/B
Tsy afa-nanoatra fa... tsy maintsy nifandao
Tonony 2 C' G/B
Lasa ianao, nanalavi-tiana
Am7' G(add9)
Dia 'lay fiainan-tsy hita, tsisy fahoriana
F C/G G
Izy teo nangahiahy, lahatra tsy afa-nanda
Pre-Chorus Am7
Raha ny tiany, fifaliany
G
No tazominy eo anilany eo
F G
Tsy maintsy nekeny, tsy fidiny
Fiverenana C' G/B
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
Am7' G
Fa voantso amin'ilay fiainam-baovao
C' G/B
Lasa ianao tsy afa-nampilaza
Am7' G
Izy tavela nitomany toa zaza
C' G/B
Lasa ianao, tsy nifidy ny handao
Am7' G
Fa voantso amin'ilay fiainam-baovao
C' G/B
Fa lasa ianao, izy nisaona
Am7 G
Manantena anefa indray andro ianareo
F(add9) - Am7' | F(add9) - Am7'
Mbola hihaona
Tonony 3 C' G/B
Ny ranomasony tsy voatana
Am7' G(add9)
Ny momba anao tsy hainy ho fafana
F C/G
Ny sainy tsy tony satria ianao tsy eto intsony
G G-Am7-G/B
Efa nialoha lalana
Tonony 4 C' G/B
Fotoana fohy no niarahana
Am7' G(add9)
Tampoka loatra ny fisarahana
F
Izy mino mitanisa
`Fa hoe misy 'lay paradisa
Pre-Chorus/Fiverenana