Hiran'i Samoela rehetra:Samoela
F#m: 244222
Fampidirana
G A D (2x)
Tonony 1
Em
Mila ravim-boafotsy aho o
A D
Ampindramo bodofotsy aho o
G
Tsy_azon-kafanana aho o
A D
Tena mila an’i madama aho o
Tonony 2
Em
Fa ohatrohatran'ny manavy aho o
A D
Mila ataonao massage aho o
G
Omeo fampatoriana aho o
A D
Dia andefaso hirahira aho o
Fiverenana
Am G
Fa taraiky aho
A D
Mahatsiaro mangingina aho aty eh
G A D
Lasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry eh
Em F#m G
Mba tanteraka avokoa ny natao
A D
Nefa tsisy varany an
G F#m Em
Ny ato an-tsaiko hoe raha teto angamba ianao
A D
'Zay vao ho hasambarana
Tetezana
G A D B
Em A D
Tonony 3
Em
Aza atonina mihitsy aho o
A D
Fa mihetsika krizy aho o
G
Mila zava-mahery aho o
A D
Te-hi kafoum irery aho o
Tonony 4
Em
Omeo saribakoly aho o
A D
Mila alana devoly aho o
G
Mila hanim-pito loha aho o
A D
Jerevo tiktakdou aho o
Fiverenana (2x)
Am G
Fa taraiky aho
A D
Mahatsiaro mangingina aho aty eh
G A D
Lasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry eh
Em F#m G
Mba tanteraka avokoa ny natao
A D
Nefa tsisy varany an
G F#m Em
Ny ato an-tsaiko hoe raha teto angamba ianao
A D
'Zay vao ho hasambarana
Key: DIntroD' ...Em/D-D...| F#m7...A/G-G
Em ..D/F#-G-A ...| A-G/B-A/C#-D...
Tab 1Verse 1D Em/D D
Fitia vao mitsiry
D A
Tamin’ny ora tsy nampoizina
A
Tonga dia nankadiry
A G/B A/C# D
Tsy laitra hozongozona
Chorus D F#7 Bm
Nobedesiko ny foko
Em D/F# G
Notsatsoiko ny hada_lany
A G/B A/C A/C#
Novalian’ny toloko
A D Tab 1
Dia noho ianao ihany
Verse 2D Em/D D
Aza dia esoina
D/F# A
Ity fo misari-adala
A G/B A/C A/C#
Ny fitempony henoina
A D
Mitempo anao ry malala
Chorus D F#7 Bm
Ny rà mikoriana
Em D/F# G
Ao anatiko ao
A G/B A/C A/C#
Miboiboika fifaliana
A D Tab 1
Raha vao mahita anao
--> Intro
Verse 3D Em'/D D
Ny saiko mihaotra
D/F# A
Ny foko mazoto
A G/B A/C A/C#
Ny voalohany matahotra
A D
Ny faharoa mirotoroto
Chorus D F#7 Bm
Hery roa no mifanandrina
Em D/F# G
Ny fo mihizi__hizy
A G/B A/C A/C#
Ny saina te hitandrina
A D Tab 1
Resy anie f’izato izy
Verse 4D Em/D D
Ndreto izahay mitalao
D/F# A
Samy revo samy tia
A G/B A/C A/C#
Fo sy saina ho anao
A D
Ny hivadika dia sanatria
Chorus D F#7 Bm
Raha misy fanantenana
Em D/F# G
Avia f’aza mihenahena
A G/B A/C A/C#
Raha tia ny fo aza raràna
A D Tab 1
Fa ny aty efa jambena
Tab 1e|-------------------b|-3-2-0-------------g|-------2-0---2-0---D|-0-0-------4-----2-A|-------------------E|-------------------
A/G: 3x222x A/C#: x4222x
Bm: x24432 G/B: x2000x
A/C: x3222x
D': xx0775 D/F#: xx4232
Em: 0xx453 Em/D: xx0453
F#m7:2xx220 F#7: 2x2320
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Hiran'i Tselonina rehetra:TseloninaCapo: 3 (version miaraka amin'i Fara Gloum)
C/E:xx2010
D7: xx0210 D2: xx0230
G: 320003 G/B:x20033FampidiranaG C D/F#
C D7 (2x)Tonony 1 G C G/B
Misy kalo misiditsidina any
C C/E D2
Mitarika sento sy tomany
G C G/B
Misy sioka malefam-piangaly
C D2
Ho vetsovetso ts’isy namaly
Fiverenana (2x) G D G/B
Dia nindramiko ny hariva efa tolak’iny
G C D G
Hiaraka aminy any aho
Tetezana (2x)G C D/F#
C D7Tonony 2 G C G/B
Misy loko natsidiky ny havana
C C/E D2
Namaky habakabaka tsy nahy
G C G/B
Misy loko natsidiky ny havana
C C/E D2
Saika mba hankany aho fa dify izy
Fiverenana (2x) G D G/B G/B
Dia nindramiko_iny rahona efa dotran’ny masoandro
C D G
Hiaraka aminy aho
Tetezana (2x)G C D/F#
C...D7Andininy 3 G C G/B
Misy teny manindrona dia lasa
C C/E D2
Tokony ho tadidy tsy tsaroana
G C G/B
Misy teny voateny tsy kinasa
C C/E C D2
Tokony ho adinoina fa tavela
Fiverenana (2x) G D G/B G/B
Dia nindramiko ny rivotra nandingana ny fefy
C D G
Hiaraka aminy aho
FamarananaG C D/F#
C D7
Fampidirana
E Esus4
Tonony 1E A
Irery anaty efitra
A E
Alina_iray mamirifiry
E A
Verivery hevitra
A F#m
Eo am-pandriana aho no mikiry
F#m B
Mieritreritra
F#m A
Toa lasa any ho any ny savoana
B E Esus4
Toa tsy eto an-tany
F#m B
Vezivezy ny fanahy
TetezanaC#m B E
Ka ohatran'ny ho sahy
F#m E
Hamerina indray
A E
Hamantatra ilay
F#m B
Tontolo hafa iray
Fiverenana E A B
Fa any ho any 'zao misy toerana iray
E A B
Fa lasa any ho any izay heritreritro izay
C#m A B
Fa any ho any koa misy toeran'ny fo
A B E Esus4
'Lay tontolo faharoa
Tonony 2E A
Irery anaty trano iray
A E
Mitanisa ireo olana maro
E A
Irery aloha fa ny ahiahy
A F#m
Mifamahofaho sy mifangaro
F#m B
Ny lasa sy ny ho avy
F#m A
Nakipy ny maso dia 'zay
B E Esus4
Tontolo hafa indray
F#m B
Vezivezy ny fanahy
Tetezana
C#m B E
Ka ohatran'ny ho sahy
F#m E
Hamerina indray
A E
Hamantatra ilay
F#m B
Tontolo hafa iray
Fiverenana (2x) E A B
Fa any ho any 'zao misy toerana iray
E A B
Fa lasa any ho any izay heritreritro izay
C#m A B
Fa any ho any koa misy toeran'ny fo
A B E
'Lay tontolo faharoa
Tetezana (2x)
C#m B E
Ka ohatran'ny ho sahy
F#m E
Hamerina indray
A E
Hamantatra ilay
F#m B
Tontolo hafa iray
FamarananaC#m B E Esus4
'Lay tontolo faharoa
A B E Esus4
'Lay tontolo faharoa
Hiran'i Nono rehetra: NonoAm': x02213
C': x32013
G/B: x2xx3xFampidiranaC' F G F
C F GTonony 1C F G
Rehefa midorehatra menamena be
F C
Iny fara-vodilanitr'iny oa
F G
Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho
C F G
Isaky ny malomaloka ny andro
F C
Mitampifipify ilay masoandro
F G G-Am-G/B
Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho
TetezanaC' F G
Hirahira iray hira antsika izay
F C
Poto taratasy kely izay oa
F G
Hitantaranao ny fiainanao
Am'......F G
Fiverenana C' F G C
Hira iray vola tsy ampy lava
C' F G C
Hira iray sakafo diso vava
C' F G C
Hira iray noana tsisy farany
G
Ainga tsisy lalany
Am'.....F G
Tetezana F C G
Poto taratasy kely izay oa
F C
No nitantaranao ny fiainanao
F G
Mahatsiaro anao aho
Tonony 2
C F G
Tsy tantaran’olona mihaja ambony iray
F C
Na zanaky ny ambanimbany kely oa
F G
Mahatsiaro anao, mahatsiaro anao aho
Fiverenana
C' F G C
Hira iray vola tsy ampy lava
C' F G C
Hira iray sakafo diso vava
C' F G C
Hira iray ketroky ny jaly
G
Setroky ny omaly
Famaranana
C' F G F
C F G
Hiran'i Ambondrona rehetra: AmbondronaA/C#: x4222x
Bm: x24432
G': xx9787Fampidirana
D A/C# Bm A (2x)
Tonony 1D A/C# Bm G
Mody tsy mijery, hay ianao mahita azy ihany
D A Bm A
Be ny tiany ambara, fa tsy sahy nilaza ouh o o
D A/C# Bm G
Ny ambom-ponao koa____ Izay no tonga aloha
D A Bm A G A
Mampifila kely, mba ho matotra ny tena
Tetezana D Bm
Tsy norahariny ianao ka narary
A D Bm
Nefa mila azy ianao ho namana
A D Bm
Miandry azy angaha o ouh o
G A
Oh oh ouh oh
Fiverenana D A
Tsy hay intsony koa 'zay resaka taloha
Bm G
Na iray aminareo No tsy hanome ny fo
D2 A G'
Ny azy hono hoe mbola misy toerana
Tonony 2
D A/C# Bm G
Mody tsy miteny, Ny fihetsikao no namboarina
D A Bm A
Dia nitsikitsiky, maka fanahy
D A/C# Bm G
Sintoninao mihintsy ny fony sao tsy azonao intsony
D A Bm A G A
Menatra angaha hoe maka lehilahy
Tetezana D Bm
Tsy norahariny ianao ka narary
A D Bm
Nefa mila azy ianao ho namana
A D Bm
Miandry azy angaha o ouh o
G A
Oh oh ouh oh
Fiverenana (3x) D A
Tsy hay intsony koa 'zay resaka taloha
Bm G
Na iray aminareo No tsy hanome ny fo
D2 A G'
Ny azy hono hoe mbola misy toerana
Key: D
Intro:Part 1 D..A-D (3X)
Part 2 D..F#m.. | G-A-G/A-A-D..Part 3 G-A-G/A | D-A/C#-Bm E7-A/E-E7'| A-G/B-A/C#Part 2 D..F#m.. | G-A-G/A-A-DPart 4 G-A | D-A/C#-Bm A/G-A | D..A-D (3x) Verse 1
D D7/F#
Ny alina zary mazava
G A D
Ny andro diavolana lava
G A D-A/C#-Bm)
Ny rehetra mitondra hafaliana
G A D
Rehefa eo anilan’ny tiana
Verse 2
D D7/F#
Na inona zava-manjo
G A D D/F#
Izy eo anilan’ny fo
G A D-A/C#-Bm
Tsy misy ny zavatra ahiana
G A D
Rehefa eo anilan’ny tiana
Chorus (2x)
A-D*-A/C#* Bm F#m
Ny ririnina misy hafanana
G A D
Ny haizina misy hazavana
Em D/F# G G/B
Na ora-mikija na rivo-mifofo
A D
Fitiavan’ny tiana tsy miofo
D*-A/C#* Bm F#m
Fahavaratra na lohataona
G A D
Na inona eo manoloana
G A Bm - A/C# D
Dia tsikitsiky tsy lany hama_miana
G A D ~intro - part 4
Rehefa eo anilan’ny tiana
Verse 3
D D7/F#
Matetika ny mpandrava laka
G A D D/F#
Ny hasomparana toetra tsy zaka
G A D-A/C#-Bm
Vao miha-manamafy ny dina
G A D
Rehefa eo anilan’ny tiana
Verse 4
D D7/F#
Ny olana misesy ao
G A D D/F#
Zakaina hiaraha-mamaha
G A D-A/C#-Bm
Toa zary hasambarana zina
G A D
Rehefa eo anilan’ny tiana
Chorus (2x)
A*-D*-A/C#* Bm F#m
Na dia be aza ny fahavalo
G A D
Ny tiana tsy mety hatakalo
Em F#m G G/B
Fa andry hiankinana tsy mba mikoro
A D
Andry mahitsy fijoro
D*-A/C#* Bm F#m
Fahavaratra na lohataona
G A D
Na inona eo manoloana
G A Bm - A/C# D
Dia tsikitsiky tsy lany hama_miana
G A D
Rehefa eo anilan’ny tiana
F#m (intro): x9x(11)(10)xHiran'i Rossy rehetra: Rossy
Verse 1 D Gm/D
Na lavitra aza aho
D Gm/D
Tsy nanadino anao
D Gm/D
Fa toy ny reny nitaiza
D Gm/D
Tsy_adino n’aiza n’aiza
Pre-ChorusA*-G*-F#* Em Em/B Em/D A
Fa nahitako maso__andro
G*-F#* Em Em/B A Bbdim7
Tiako sy mami___ko
Bm A Asus4 G D/F#
Ouh o o tadidiko_isan’ andro
Em A D
Tiako ny taniko
Chorus G(add9) D/F#
Fa tiako anie ilay nosy
Em A Bbdim7 Bm
'Lay nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
G D/F#
Fa n’aiza n’aiza no honenana
Em A Bbdim7 Bm Bm/A G
Ny tany nitaiza tsy maintsy hivere_na___na
D/F#* Em A D -> intro
Fa ao no hilevenana
Verse 2 D Gm/D
Raha toa aho nandeha
D Gm/D
Tsy hitahita, tsy re
D Gm/D
Tsy hoe akory nanary
D Gm/D
Fa nikaroka niary
Pre-Chorus
A*-G*-F#* Em Em/B Em/D A
Fa ny fanahin’ny fo
G*-F#* Em Em/B A Bbdim7
Tsy taiza fa teo ihany
Bm A Asus4 G D/F#
Ouh o o tany aminao avo_____ko_a
Em A D
Fa mamy ianao, tena mamy
Intro: Dm..Dm/C..| Bbmaj7....
Gm7.... | A7....Verse 1Dm A7 D F#m7
Efa ela aho no niandry, 'zao andro izao
Em A7 A/G
Hatrizay aho tsy tafandry
F#m..Em..A7sus4-A7
Fa nitalao
D D/F# G
Zava-pona e ny miaina
E7 A7 Dm
Maizindalana aho raha toa_ka tsy_eo ianao
Verse 2Dm A7 D F#m7
Efa ela aho no naniry ny tananao
Em A7 G/A
Mba hamihina ny ahy
F#m..Em..A7sus4-A7
Eo an-tratranao
D D/F# G
Zava-pona e ny miaina
Em A7 Dm D7
Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao
BridgeGm D7/F#
Ao avokoa 'reo mety hampisaraka
G7 E7/G# Am7
Ao avokoa 'reo mety hampivarina
D7 Gmaj7 E7
Ny fitia
Am7 D7 C D G A7b9
Izay niombonana, izay niombonana
Verse 3Dm A7 D F#m7
Efa ela aho no naniry, hiaraka aminao
Em A7
Hadinoy anio ny lasa
F#m..Em..A7sus4-A7Raha vitanao
D D/F# G
Zava-pona e ny rehetra
Em A7 Dm
Zaza very aho raha toa_ka tsy_eo ianao
Verse 4Dm A7 D F#m
Efa ela loatra izao, mba matokia
Em A7 A/G
Aiza re ny lalanao
F#m..Em..A7sus4-A7Andao hiara-dia
D D/F# G
N'aiza n'aiza alehantsika
Em A7 Dm
Hiara-hifampitantana izaho sy ianao
Outro Gm D7/F#
Lalalala lalalala lala
G7 E7/G# Am7 D7 Gmaj7 E7
Lalalala lalalalala oh oh oh
Am7 D7 C D G
Lala lalala lala lalala lalala lala
A7b9: x02323 A/G: 3x222x
Dm/C: x3x231
E7/G#:4xx434
Gmaj7:3x443x
Hiran'i Tarika Hasina rehetra: Tarika HasinaAm7: x02010
Dm: xx0231
F: 133211 (1x3210 eo amin'ny fampidirana)
G7: 320001
FampidiranaC Am7 F G (2X)
Tonony 1 C C F Dm
Toy ny zanak’ondry very an’efitra izahay
G F G
Tsy mba misy ny hanorotoro sy hananatra
C C F Dm
Dada o miverena ianao, f’aza ny hadisoan’i neny
G7 C
Noentina hampijaliana anay
Fiverenana Am Dm
Ho kamboty velon-dray ve izahay
G F G
Ka hanjeninjeny foana hitsiriritra ireo
C
Namanay
Am Dm
Very vahatra izahay toy ny masoandro
G F G
Ny masoandro vao miposaka ka hilentika sahady
C
Ho maizina
Tetezana (2x): Am Dm G..
F G C GTonony 2 C C F Dm
Tsy safidim-ponay re ny ho ety an-tany
G F G
Fa ny fitiavanare_o
C C F Dm
K’aza avela ho malok’ila ny androm-piainanay ety an-tany
G7 C
Fa mahatsiaro ho irery izahay
Fiverenana
Am Dm
Ireo namanay mpiara-milalao
G F G
Mitanisa falifaly fa manan-dray mahavita izao
C
sy izao
Am Dm
Ny ato an-trano anefa, zara raha mitafy
G F G
Fiafina lava tsy mba manan-dray hanafy
C Am7 F G
Nilaozanao (3x)