Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky Am7: x02010 D/F#: 2xx23x D2: xx0230 G6: 320030 G/B:x2003x Fampidirana (2x) G G6 C D2-D (2x) Tonony 1 G D/F# C G Rahoviana ihany ho’aho, rahoviana C G/B Am7 D Vao hifampizaràna ny hafaliana G D/F# C G Rahoviana ihany ho’aho, ambarao C G/B Am7 D Sao dia ela loatra any ianao Tetezana (2x): G G6 C D2-D (2x) Tonony 2 G D/F# C G Jerijereo eny ihany aho f’aza ariana C G/B Am7 D ’Lay masoandronao toa mitanila G D/F# C G Tazatazano eny ihany aho,f’aza adino C G/B Am7 D Fa ny angolanao feno fifaliana Fiverenana (2x) G G Tretrika ho’ah ’zaho tretrika e C D Tsy tsaroako masoandro milentika e! G G Tretrika ho'aho 'zaho tretrika e C D Sitrana ’mbam’ny aretiko Tetezana (2x): G G6 C D2-D (2x) Tonony 3 G D/F# C G Mba zarao am’zay ary ny hazavana C G Am D Dia miara-manonja aminao ’zah sy ny hafanana G D/F# C G Amboamboary am’zay ’zah, amboamboary C G/B Am7 D F’efa ela loatra no narary Tetezana (2x): G G6 C D2-D Tonony 4 G D/F# C G Te-hihaino anao ’zah, te-hihaino C G Am D Miara-mihaina aminao ’zah, miara-mihaina G D/F# C G Miara-ory aminao ’zah, miara-faly C G/B Am7 D Te-hihira am’zay ’zah, mahatsiaro Fiverenana G G Tretrika ho’ah ’zaho tretrika e C D Tsy tsaroako masoandro milentika e! G G Tretrika ho'aho 'zaho tretrika e C D Sitrana ’mbam’ny aretiko G G Mahita anao ’zaho tretrika e C D Tsy tsaroako masoandro milentika e! G G Mahita anao 'zaho tretrika e C D Sitrana ’mbam’ny aretiko