Tsiaro (Aina Cook)

Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook

Intro: F  C/E Dm7 G

Tonony 1
C        Em    Dm       Am
 Toa tsaroako , ireo lalao taloha 
Dm        Am               G
 Tadidiko avokoa , ato an-doha

C          Em  Dm           Am
 'Reo namako ,  dia be dia be tokoa
Dm            Am          G
 Fa nanankinako ny fo, ianao 

     Fiverenana
     F       C/E  Dm7
      Tsy ny ala_helo no mivoka       
     C          G/B      Am
      Tsy hoe irery aho ka te hitrotra       
     Dm7                 F/G       G          C
      Fa mikalo ka tsy hiaro , no tanisan’ny fo 
G*

Tonony 2
C      Em7  Dm7         Am7 
 Satriko      raha mba teo foana ianao
Dm7          Am7               G-Gsus4-G
 Ka hilaza izay vaovao, nefa izao 

C        Em7  Dm7       Am7  
 Lavitra ahy , nifindra any an-kafa 
Dm7          Am7                G-Gsus4-G
 Feno banga manantsafa , tsy hitafa

     Fiverenana (2x)
     F       C/E  Dm7 
      Tsy ny ala_helo no mivoka        
     C          G/B      Am 
      Tsy hoe irery aho ka te hitrotra        
     F                   F/G                  Am7-G/B-C C/G
     F                   F/G       G          Ab/Bb (faharoa)
      Fa mikalo ka tsy hiaro , no tanisan’ny fo 
                     
Tetezana
Eb  Gm7       | Fm7  Ab-Bb
Eb  Gm7       | Fm7  Ab/Bb
Eb  Gm7       | Db   Ab
G/B Cm7-F7-Bb | G-C-A

Tonony 3 (tonalite: D)
D       F#m7  Em          Bm7
 Taona maro,   tsy mba nifanankalo 
Em              Bm7           A
 Hery tsy mampimalo, 'zay nandalo

D           F#m7 Em          Bm7
'Lay fahazazana,  no atambatro visaina 
Em           Bm7               A
 No kaloiko ho hiraina, mba ho anao

     Fiverenana (2x)
     G      D/F# Em7 
      Tsy ny ala_helo no mivoka        
     D          A/C#     Bm 
      Tsy hoe irery aho ka te hitrotra        
     G                   G/A                  Bm7-A/C#-D-D/A
     G                   G/A       A          D (faharoa)
      Fa mikalo ka tsy hiaro , no tanisan’ny fo