Tsy Hanam-Pahataperana (Aina Cook)

Hiran'i Aina Cook Rehetra: Aina Cook

Tonalite: A
Bm: x24432
C#m:x46654
Esus4: 022200
F#m:244222

Intro: A

Tonony 1
A              C#m
 Na dia mbola zaza aho
F#m           E5 A
 Nefa harin-tsaina 
D          C#m  Bm             E     
 Sady mahalala,  maheno ny tantara 
A                 C#m
 Ny fiainana tsy mora 
F#m                E  A
 Tsy maintsy misy banga 
D           C#m  Bm              Esus4  E 
 Nifadiana kosa,  ny misaraka saranga                    

     Fiverenana
            F#m                 D
     Ny masoandro milaza nahalalako fa                    
      C#m                  F#m
     Misy anjara ho ahy ao aminy                    
         Bm           
     Ny tarany nataony ho nanerana                   
             E
     Isam-baravarana                    

            F#m                 D    
     Tsy nisy natao hifidy ny tsikiny                    
      C#m                F#m
     Na niangarana tsy omeny                    
             Bm 
     Ny hazavana atolony tsy azo ferana                    
                E
     Tsy hanam-pahataperana 

Solo Sioka (2x): A   E    | C#m
                 Bm  F#m  | Esus4-E
              
Tonony 2
A              C#m
 Ny tsy fananana dia 
F#m               E A
 Fahavalo tsy voafefy 
D           C#m   Bm                E  
 Tonga isan’andro, handrendrika ny resy 
A              C#m  F#m              E  A
 Fa ny fanantenana,  sy mbola hiainana dia
D                 C#m Bm                 Esus4  E
 Izy tsy mamela_irery, teny iray ambony foana 

     Fiverenana (2x)
     Solo Sioka: faranana A