Intro (Key: E) C#m7-B | G#m-F#m7 F#m7 | A/B-E Verse 1 E C#m7 Tsy mahagaga raha toy izao F#m7 B7-A Raha toa nosoloiny ianao G#m7 C#m7 F#m7 A/B Olon-kafa vaovao ny anilany eo E C#m7 Vao niandoha dia fantany F#m7 B7-A Toa mahatsapa izy hoe resinao G#m7 C#m7 B Ka niaretany avokoa ireo toetranao Pre-Chorus D A F#m7 Bm7 Noheverinao adala angamba izy samirery A G#m7 F#m7 Esus4..E.. Tsy ahalala fitia tsy ho azy D A F#m7 Bm7 Nataony am-po tadidiny satria mafy A G#m7 F#m7 Esus4..E.. Fony izy nanjo ny hafa Chorus (2x) - Key: C# C# G# F# C# Dia nafoiny nosoloiny ny momba anao C# G# Nohadinoiny tsisy intsony F# A Bsus4.. -> intro Tsy ho azy ianao Verse 2 (Key: E) E C#m7 Fahotana avy aminao F#m7 B7-A No nahatonga izao rehetra izao G#m7 C#m7 F#m7-B Mety ho tsapany tokoa, raha niova ianao E C#m7 Vao niandoha dia fantany F#m7 B7-A Toa mahatsapa izy hoe resinao G#m7 C#m7 B Ka niaretany avokoa ireo toetranao Tondrompeon'i Aina Cook rehetra: Aina Cook