Hiran'i Bodo rehetra: BodoBb:x13331
Dm:xx0231
G7:320001 Gm: 355333FampidirinaF A Dm
Bb F C FTonony 1 F
Efa fantatrao angamba
C F
...Efa fantatrao angamba
F Bb
...Fa ny fahitako anao
G7 C
...Mampitombo lanja ny heriko
A Dm
...Fa ilay fitsikinao
G7 C
...Nampikombona ny feriko
F Bb
...Fa ny diam-peninao
G7 C
...Nahababo ny fijeriko
A Dm
...Fa ny tononkalonao
Bb C F
...Zary lasa tsianjeriko
Tetezana D
Efa fantatrao angamba
Gm C
...Efa fantatrao angamba
Tonony 2F Bb
...Fa ny teny maminao
G7 C
...No tahiry tsy mba veriko
A Dm
...Fa ny andinim-piainanao
Bb C F
...Raikitra ho misiteriko
Gm C F
Satria tiako, tia ahy ianao
Bb F
Ka ny aminao rehetra
Gm C F
...Zava-tsaro-bidy ho ahy
Gm C F
Satria koa, tia ahy ianao
Bb F
Dia nisy hery izay nametra
Gm C F
Sy nitantana fanahy
FamaranaF Bb
...Fa ny foko manontolo
G7 C
...No efa voakolokolo
A Dm
...Hamoa fitia ho anao daholo
Bb G7 C
...Hamoa fitia ho anao daholo
C C
Fantatrao hatramin’izao
F Bb
Fa ianao, ianao ihany
Gm C F
No hany tokako eto an-tany
.....
F A Dm
Bb F C F