Tena Namana (Poopy sy Eric Tahina)

Hiran'i Poopy rehetra:Poopy
Hiran'i Eric Tahina rehetra: Eric Tahina

Fampidirina
F# F#sus4-F#

Tonony 1
             F#sus4 F#                 B          C#    F#
Tsy ho be filaza    aho, f’aleo ny tantara no hitsara
            F#sus4 F#            B        C#  F#
Tsy hiteny lava    aho fa izay ataoko ho hitanao
            C#sus4 C#           B        F#
Betsaka ny te_____ny fa ny tokana ambarako
             F#sus4 F#               B     C#   F#  D/E
Ireny vita ire_____ny sy ny mbola ho avy ihany koa.

Tonony 2
           Asus4 A              D     E     A
Be ny efa vi____ta, mbola maro koa ny azo atao,
            Asus4 A               D      E     A
Ndao hiara-mi____ta, fa izaho ho toky ho andrinao.
               Esus4  E              D         A
Ka raha mbola ni_____sy zavatra tsy mety ka natao,
              Asus4  A              D   E     A   E            
Tsy ho be fa vi____tsy satria efa mba niezaka aho.

     Fiverenana
         A           D              A   E
     Ny toky omeko anao tsy ho poak’aty
         A           D         F#m      E
     F’izaho ho namanao foana mandra-maty.
             F#m           E/G#        A Bm A/C# D
     Amin’ny andro sarotra aho dia ho hitan_ao   eo
       A/E                E          A
     Anilanao tsy mba mandao Fa namanao  

Tonony 3
                Asus4  A               D   E     A
Tsy mb’izaho mihi____tsy no handeha hivadika aminao.
              Asus4 A             D   E     A
Izaho tsy hitsi___tsy raha mbola misy azo atao
              Esus4 E                  D        A
Ts’izaho velive____ly, no haka izay ampelantananao,
          Asus4 A                D          E A  E
Na koa hite____ny, hanaratsy indray ny fiainanao

     Fiverenana

Tetezana
      Bm7          Bm7/E       A
Tsy izaho mihitsy no    hivadika
      Bm7                Bm7/E  A'
Tsy izaho no andeha handroba 'nao
    F#m            E*  D      
F’izaho ilay tena namanao
            E    E/F# - F#
tsy mba mandao anao

     Solo
     Bsus4-B   || E  F#  B (2x)
     F#sus4-F# || E  B
     Bsus4-B   || E  F#  B  ..F#
     
     Fiverenana
         B           E              B   F#
     Ny toky omeko anao tsy ho poak’aty
         B           E         G#m      F#
     F’izaho ho namanao foana mandra-maty.
             G#m           F#/A#        B C#m B/D# E'
     Amin’ny andro sarotra aho dia ho hi_ta__nao   eo
       B/F3               F#         B
     Anilanao tsy mba mandao Fa namanao

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.