Lavitra (Eric Tahina)

Hiran'i Eric Tahina rehetra: Eric Tahina
Capo: 4
E7: 020100

Tonony 1
 G           Em       C              D
Lavitra tsy hita, tsy eto fa any am-pita
  G   E7   Am          D
Irery any lavitry ny akany
   G        Em         C        D
Ny ora mitanisa, 'reo lasa efa vita 
    G     E7      Am           D
Mangahy irery, fitia toa tsianjery

     Fiverenana
     E7                 Am          D
     Any ianao izay ry tiako lavitr'ahy
           G        Em      Am      D
     Raha manina ianao miverena indray
      G         Em         C             D         G
     Rivotra mameno, ireo banga toa tsy fenoko...irery 

Tonony 2
 G           Em       C             D
Lanitra eto manga, ny anao manoran-dava
    G       E7       Am         D
Ny fonao mitempo, ny ahy toa misento
 G        Em        C            D
Tonga ny fotoana, isika toa tsy nihaona
   G     E7      Am           D
Mitafa irery, fitia toa tsianjery

     Fiverenana
     E                  Am          D
     Any ianao izay ry tiako lavitr'ahy
           G        Em      Am      D
     Raha manina ianao miverena indray
      G           Em       C              D       G
     Lavitra tsy hita, tsy eto fa any am-pita...irery

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.