Hiran'i Green rehetra: Green
*: Bass ihany no tendrena
Bm: x24432
F#: 244322
Fampidirana
Bm E F# Bm
Bm E F# Bm
Tonony 1
Bm E F# Bm
...Efa ela izay no tsy nihaona, 'zaho sy ianao
Bm E F# Bm
...Fa navelan’ny volana sy taona, hifanadino
Bm E F# Bm
...Ny fahatsiarovana kosa, tsy voafehiko izany
Bm E F# Bm Bm*-C#*
...Mitamberina ato an-tsaina,'reo natao taloha
Fiverenana
D E F# Bm B*-A*
...Ny fotoana kosa, tsy_afaka hiandry anao
G Bm A......
...Fa mandeha lava izao, mifamahofaho
D E F# Bm B*-A*
...Ny tany ange ka mihodina, hihaona indray andro any
G Bm A...
...Miandry anao irery aho, hatrany hatrany
Tetezana
Bm E F# Bm
Bm E F# Bm
Tonony 2
Bm E F# Bm
...Efa fantampantatro mantsy, io toetranao io
Bm E F# Bm
...Olona mora sosotra izay, raha_vao mba mifamaly
Bm E F# Bm
...Efa ela ihany koa angamba, izay niarahantsika izay
Bm E F# Bm Bm*-C#*
...Hitako_efa tofoka ianao, hany ka nandao
Fiverenana
D E F# Bm B*-A*
...Ny fotoana kosa, tsy_afaka hiandry anao
G Bm A......
...Fa mandeha lava izao, mifamahofaho
D E F# Bm B*-A*
...Ny tany ange ka mihodina, hihaona indray andro any
G Bm A...
...Miandry anao irery aho, hatrany hatrany
Tetezana
Bm E F# Bm
Bm E F# Bm
Fiverenana
Like this:
Like Loading...
Related