Naleoko Izy (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Am7:  x0555x A/C#: x4x65x
B:    x24442 B/D#: x6x87x B/D#':xx1202
C#m:  x46654
D7:   xx0212
F#m7: 2x2220   
G#m7: 4xx442 

   E4       E   A/C#-B/D# |Cdim7 C#m7 |F#7 B
e|------7-----
b|-----7--10-9
g|----9-------
D|-9----------
A|------------
E|------0-----

Tonony 1
   E                             
Ianao izay hifankahita aminy
   G#m7
Lazao amiko ny_momba_azy
   Amaj7                          
Lazao 'zay rehetra tiany sy_izay mba maminy
       F#m7/B           B              
Mbola tiany ihany ve, 'reo vazivazy

Tonony 2 
E                                         
 Izy aloha dia mora fantatra avy hatrany
G#m7/C#
 Tena kanto aoka izany 
 Amaj7                      
Tia ny harena, ny rendrarendra, ny fiainana 
    F#m7/B         B
Ny vola , lapasoa iainana

     Fiverenana
     Amaj7
       Tena soa tena meva izy izay
     Am7
       Tsy ho lefitry ny fo 
     E                    E/B    B
      Aleoko izy ho any, naleoko izy_ho_any 
     Amaj7
      Tena soa tena meva izy izay
     Am7
      Tsy ho lefitry ny fo
     E       E/B        F#m7            F#m7/B
      Aleoko izy ho any, naleoko izy_ho_any

Tonony 3
        E                                                            
'Zaho aloha dia tsy naharaka ny sitra-pony
        G#m7
Ny asa maro tsy maintsy tontosaina 
   F#m7                      
Naleony ary niala tsy nomeny ahy ny fony 
            F#m7/B   B
Tsy omeko tsiny izy, azy no misaina

Tonony 4 
   E                         
Ianao izay mifankahita aminy
G#m11
 Dia efa amboary dieny izao ny fo 
Amaj7
 Hiatrika ireo rehetra mety izay ho_mafy
F#m7/B     B                   
 Hiandry anao, hiandry ianao

     Fiverenana
     

     Fiverenana (2x)
                E
     Efa niova hono izy ve  
                    B7
     Sa mbola ohatr’iny ihany
     Amaj7
      Mbola zatr'ireo fomba fanao
     Am7        F#m7
      Hatrizay,  ela izay ? 
     Amaj7                     D7 (Riff #2)         
      Firifiry ireo fay, aman-taona ohatra ahy 
       E          G#m7 F#m7          F#m7/B
     Ataony inona aho,  ataony inona aho

Riff #2
e|-----------------
b|-7-5-7--5-7-5-7-5
g|-5-5-5--5-5-5-7-5
D|-----------------
A|-5------------5--
E|-----------------

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.