Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra:
Lolo sy ny Tariny
Am': x0xx55 Am": x0xx58
E' : xx6454 E" : xx6457
F' : xx3x11 F" : xx7565
G' : xx5x33 G" : xx9787 G/B: x2xx33
Fampidirana
Am'-G'-F' -E -F -E (x 2) - gitara 1
Am"-G"-F''-E'-F"-E" (x 2) - gitara 2
Tonony 1 (2x) Am F
Tsy tany am-parihin’Itasy aho omaly
G C
Tsy nahita ilay voninkazo tianao
Dm Am
Ka indro nitondra ireo bonbo gasy
E Am
Ka ny mamy omeko anao
Fiverenana Am
Bonbo mantsy
Dm
Misy loko maro
G/B
Ho_entinao mahatsiaro
G C
Ireo zava-maro nataonao taloha
Dm E
Bonbo mantsy
Am' G'-F'-E
Mba voninkazoko
Am' G'-F'-E
Tonony 2 (2x) Am F
Ariary tokony_hahazahoako sigara
G C
Naleoko nihafy tsy nifoka akory
Dm Am
Naleoko nividy ireo bonbo gasy
E Am
Porofom-pitiavako anao
Fiverenana Am
Bonbo mantsy
Dm
Maharitra am-bava
G/B
Mora mampisava
G C
Ny gidin’ny fiainana_efa mankalao
Dm E
Bonbo mantsy
Am' G-F-E
No solon-tsigara
Am' G'-F'-E
Tonony 3 (2x) Am F
Sendra an-dry zalahy aho voatery nitsoaka
G C
Androany nivoady tsy hisotro toaka
Dm Am
Naleoko nividy ireo bonbo gasy
E Am
Eo anilanao aho mihafy
Fiverenana Am
Bonbo mantsy
Dm
Zaraina aminao
G/B
Toa tsy mankalao
G C
Fa mamy daholo 'zao tontolo izao
Dm E
Bonbo mantsy
Am' G-F-E
Mba paradisako
Am' G'-F'-E
Tonony 4 (2x) Am F
Fa maiky ny hamonjy ny anilanao
G C
Ka indro solafak’ity havanao
Dm Am
Ireo nianjera ireo bonbo gasy
E Am
Tomany aho, nagasihasy
Fiverenana Am
Bonbo mantsy
Dm
Raha sendra ka very
G/B
Tsy maha-te-hijery
G C
Ireo masonao efa nanantena
Dm E
Bonbo mantsy
Am' G-F-E
Mba fahoriana koa
Am' G'-F'-E
Famaranana Am F
Tsy tany am-parihin’Itasy aho omaly
G C
Tsy nahita ilay voninkazo tianao
Dm Am
Ka indro nitondra ireo bonbo gasy
E Am
Ka ny mamy omeko anao
Misaotra o! Misy diso kely ilay tonony 3, ity no izy: Androany aho nivoady tsy hisotro taoka
Andraso jereko tsara ary e…Misaotra indrindra e
Efa nahitsy fa dia Misaotra anao
mba mangataka “baomijijy” azafady e