Adin-tsaina (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo

Teny fanolorana: Avy amin'ny Live a L'Olympia. Ilay bass no tena anisan'ny mahatsara an'ity hira ity kaha noho izany dia napetraka eto ilay fiovan'ny bass rehetra. Mampirisika ny rehetra hijery sy hihaino an'ilay hira amin'ny Youtube 



*: midika hoe bass ihany no tendrena
Aadd9: x0xx33
Em*:   0xxxxx E*:xx2xxx
C:     x32010 na x32013  Cadd9: x3xx33
G/B:   x2xx33

Tonony 1
      G* A* B*C  Bm D
Raha va__o maraina 
     D         G      Cadd9-G/B-Aadd9-G
Dia lasa ny fisainana 
   G*     A*  B*   C  Bm D
Mifantoka_ato an-tsaina 
        D      G      Cadd9-G/B-Aadd9-G
Ny tena adim-piainana. 

     Fiverenana 1
            G     F#* Em  Em*-F#*-G*
     Tapin-dalan-kaleha 
     C      C*  G*    Am     A*-B*-C*
      Ity izaho efa trotraka 
     Bm     B*-G*-B*-C
      Ianao           ihany anie 
     C*-D*-E*-D     C      G
                No tena nisompatra

Cadd9-G/B-Add9-G (2x)

Tonony 2
  G*A* B* C  Bm D
Izany ve moa
        D         G Cadd9-G/B-Aadd9-G
No mba hany vitanao
    G*    A*B* C  Bm D
Ny zanantsika roa
       D              G  Cadd9-G/B-Aadd9-G
Dia nilaozanao amin’izao

     Fiverenana 2
           G  F#*Em  Em*-F#*-G*
     Any izao ianao
     C      C*    G* Am  A*-B*-C*
      Lasan’iny olon’iny
     Bm      B*-G*-B*-C
      Moa va           adinonao
     C*-D*-E*-D        C         G
                Ireto zanatsika dimy

Cadd9-G/B-Aadd9-G (2x)

Tetezana
G      D    G
Adin-tsaina
  G    D    
Vao maraina
Cadd9             G Em
.No ato an-dohako_ato
C        D           G
.Satria lasa ny vadiko

Cadd9-G/B-Aadd9-G (2x)

Tonony 3
      G* A*B* C  Bm D
La lala lala la  la
      D       G Cadd9-G/B-Aadd9-G
La lala lala la
      G* A*B* C  Bm D
La lala lala la la
      D       G  Cadd9-G/B-Aadd9-G
La lala lala la

     Fiverenana 2
           G  F#*Em  Em*-F#*-G*
     Any izao ianao
     C      C*    G* Am  A*-B*-C*
      Lasan’iny olon’iny
     Bm     B*-G*-B*-C
      Moa va          adinonao
     C*-D*-E*-D        C         G
                Ireto zanatsika dimy

Cadd9-G/B-Aadd9-G (3x)


Advertisements

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s