Lasa Ny Mamba (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo 
(*): Bass 
Tendry Gasy (CGDGBE)
Am: x22210
C:  0x201x
Dm: 0xx321  D:  2xx232 
Em: 442000
F:  557565  F': xx3211 F/G:x0x21x 
G:  x05433  G': x0000x G/B:x4543x 

Fampidirana
C Em F  Dm 
C  G C

Tonony 1
            C     G   G'  F/G      C  
La_sa  ny  mamba dia misosoka ny voay 
            G    F/G-G'              F' C 
Tsy_hanary lamba      raha very olon’i_ray

      C         G    G'F/G       C  
Na solaina aza mety maniry   ny volo
        G        F/G  G'                F' C  
Raha ianao no lasa   ve dia tsy hisy hiso_lo

Tetezana
           G'      F/G G' F/G G
'Ndray mandeha no man_ta va__ry 
 G'   Am   Em*    F/G   Em*   F*
Sanatria tsy  handevi-tsotrobe 
       G'    F/G G' F/G  G
Tsy hataoko han_ka__ra__ry
 G'     Am  Em*  F/G    Em* F 
Fa voa mainka  'zaho hiho_mehy 

     Fiverenana
           C   Em                F     Dm
     Mandehana   soava-dia re ry_anona 
                      C   D                G'      
     Fa ny aty tsy mitana  izay malaina hijanona o! 
           C   Em                F     Dm
     Mandehana   soava-dia re ry_anona 
                      C      G            C   
     Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona

Tonony 2
         C    G    G'  F/G      C  
Mamy ny fary nefa ny faikany harora 
      G       F/G-G'            F' C 
Fa fitia tsy han_jary harorako mora
      C           G    F/G      C  
Fa io aizina io mbola hody hazavana
        G         F/G G'                F' C  
Raha hafoinao aho a__nio ampitso hahita hafanana

Tetezana
           G'      F/G G' F/G G
'Ndray mandeha no man_ta va__ry 
 G'   Am   Em*    F/G   Em*  F*
Sanatria tsy  handevi-tsotrobe 
       G'    F/G G' F/G  G
Tsy hataoko han_ka__ra__ry
 G'     Am  Em*  F/G    Em*F* 
Fa voa mainka  'zaho hiho_mehy 

     Fiverenena
           C   Em                F     Dm
     Mandehana   soava-dia re ry_anona 
                      C   D                G'  
     Fa ny aty tsy mitana  izay malaina hijanona o! 
           C   Em                F     Dm
     Mandehana   soava-dia re ry_anona 
                      C      G            C    
     Fa ny aty tsy mitana izay malaina hijanona

Tendry Tsotra: (EADGBE) 
G': 32000x G/B:x2003x 
F/G:1xx21x

Advertisements

2 comments on “Lasa Ny Mamba (Mahaleo)

  1. bruno mamionona says:

    ary in kay azafady le F/G-G’? g’?

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s