Intro (Key: C) G--B7-B7/D# |Em--G/D-- C--E7-E/G# |Am---- D7---B7/D#- |Em---- Am-G/B-C-D/F#-G/B-Am-G D7/F# Verse 1 G B7 B7/D# Em G/D Fantatro fa tsy azo atao C E7 E/G# Am Meloka aho ny mitia anao F E7 Am Saingy tsy voatana ny foko D7/F# G C Tia anao an-tsokosoko Verse 2 G B7 B7/D# Em G/D 'Reo tanako am-po tsy hilaoka C E7 E/G# Am Noferako tsy navelako hivaoka F E7 Am 'Nefa toa hery tsy hay tohaina D7/F# G C Tiako hodradradradraina Chorus G Cmaj13-Cmaj7 Fa eo ianao anilako eo G Cmaj13-Cmaj7 Hitako sy reko feo C/Bb F Fm Toa akaiky nefa tsy takatro C C/G C Tsy ho ahy ianao fa fantatro Solo: G--B7-B7/D# | Em--G/D-- C--E7-E/G# | Am G--G/B-- | C7--Bb7-A7 Dm--G-- | C Verse 3 G B7 B7/D# Em G/D Fa ny anao ny fo efa mana-tandrify C E7 E/G# Am Efa_eny an-tratrany eny ianao no mitampify F E7 Am Ny ahy misy tady eny am-bohozonana D7/F# G C Midiridiry tsy hay takonana Verse 4 G B7 B7/D# Em' Em'7 Ny taonantsika koa manelanelana C E7 E/G# Am Izaho efa halazo ianao vao voa hamelana F E7 Am Ianao ary elatra enti-hisidina D7/F# G C Izaho efa hitsingidina
Chorus G Cmaj13-Cmaj7 Ny tanantsika dia hifanantona G Cmaj13-Cmaj7 Nefa tsy mihaona akory indreny miantona C/Bb F Fm Samy tia nefa tsy manantena C C/G C Ny lalantsika tsy hifanena ----------------------------
Tondrompeon'i Mahaleo hafa: Mahaleo