Hiran' i Njakatiana rehetra:NjakatianaBb: x1333x Bbdim: x1222x
D2/F#: 2xx230
F#7: 242322
Tonony 1 D A D D2/F#-A
Tsy nampoizinao ny androany
Em Bb A
Gaga kely angamba ianao
D A Bm
Hoe misy fahamatorana ihany
G D A Bbdim
Izao izaho milaza aminao
Fiverenana Bm
Izao re no izy
F#7
Tiako ianao
A E
Tsy fahatokiana ahy angamba tsisy
G D
Fa raha ianao, ianao mihitsy ianao
Em A
Mitsiriritra aho hatram'izao
Tonony 2 D A D D2/F#-A
Namana tsotra tokoa
Em Bb A
Ny fiarahana hatram'izay
D A Bm
Hataoko fa tsy sarotra koa
G D A Bbdim
Raha mba fitiavana indray
Fiverenana Bm
Ka izao re no izy
F#7
Tiako ianao
A E
Tsy fahatokiana ahy angamba tsisy
G D
Fa raha ianao, ianao mihitsy ianao
Em A
Mitsiriritra aho hatram'izao
Fiverenana (2x) D Em
Efa ela anie no efa naniriko anao
A D
Sady izaho ange tsy te hamitaka anao
D A D
Izay hampanantenaiko re
D G Em
Foiko ho anao ho anao
A Em A
Fa raha izay tahotrao ve?
A G D
Izaho tsy hanimba anao