Hiran'i Nanie rehetra: NanieCapo: 2 (B ny kle orijinaly amin'ny piano,
fa mba ahamora ny fitendry dia asiana capo)
A2: x02200 Asus: x02230 Aadd: x02320
B: x24442 Bsus: x24452
Bb: x13331 Bbsus:x13341
Csus:x35533 Cm: x35543
D2: xx0230 D2': xx02xx D': xx0xx5
E7: 020100 E9: 020102
F#m7:2x2222 F#m7':xx4(6)55
G6: 32000x Gadd4:320010 G': 32003x
G#m7:4x4444 G#m7':xx6(8)77
F#m7:242322Tonony 1 A E7
Rotsirotsy tambitamby
A D2 E7
Fifaliana manan’amby
A E9 E7 Asus-A Aadd
No hiraina hatra___ny hatra___ny
F#m7
Hiraina hatrany hatrany
E7 E9 D2' E7
Hiraina hatrany am-parany any
Tonony 2 A E7
Fa manomboka eto izao
A D2 A
'Zay tontolo misy anao
A E9 E7 Asus-A
No hiraina hatra___ny hatra___ny
F#m7
Hiraina hatrany hatrany
E7 E9 D2' E7
Hiraina hatrany am-parany any
Fiverenana A Asus A
Hir’aina isan’andro izao
A Asus F#m7' F#m
Hir'aina ny Anaranao
Bm
Ahatsiarovako fa mamy
D2 D2' E7
Ny mitia anao hatra__ny
A
Isan’andro izao
A Asus F#m7' F#m
Hir'aina ny Anaranao
Bm
Ahatsiarovako fa mamy
D2 Dm D2
Ny mitia anao hatrany
Tonony 3 A E7
Safasafon’olon-tiana
A D2 E7
Teniteny faniriana
A E9 E7 Asus-A Aadd
No miposaka ma__ra__ina
F#m7
Miposaka maraina
E7 E9 D2' E7
Ka kaloina sy hi_rai_na
Tonony 4 A E7
Raha madiva ny hariva
A D2 A2
Indro fa manivatsiva
A E9 E7 Asus A
Ka mamelona ny ai__na
F#m7
Mamelona ny aina
E7 E9 D2'E7
Ka kaloina sy hi__raina
Tetezana (Ambony) A AsusA
Hir’aina...
Bb Bbsus Bb
Hira__hiraina
Csus2 Cm G
Hira__hira...ina
G6 Gadd4 G'D2 D' G
Hi_ra____hiraina..ny Anaranao
G A2 D2
Hirahiraina
Fiverenana (Ambony) B Bsus B
Hir’aina isan’andro izao
B Bsus G#m7' G#m7
Hir'aina ny Anaranao
C#m
Ahatsiarovako fa mamy
E F#
Ny mitia anao hatrany
B
Isan’andro izao
B Bsus G#m7' G#m7
Hir'aina ny Anaranao
C#m
Ahatsiarovako fa mamy
E F#
Ny mitia anao hatrany
Famaranana B F#7
Rotsirotsy tambitamby
B E9 F#7
Fifaliana manan’amby