Hiran'i Rija Rasolondraibe rehetra:
Rija Rasolondraibe
A/C#: x4222x
Bm: x24432
F#m: 244222
G/B: x2003x
Fampidirana
G C G
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
G Em C D
Tsy hanadino anao aho, sy ireo fiarahana
G C G
N’inon’inona hatao, n’aiza n’aiza misy ahy
C G/B Am D G
Ny fitia no tsaroako dia ho finaritra aho
C G/B Am D G
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
Tonony 1
G Em
Ireo andro lasa niainantsika e
Am D
Tsy hiverina intsony
G Em
F’isika nikasa, nefa indrisy
C D
Veloma hoy ny antsoiny
C D G Em
Lalan-kafa no voasoratra mba hizoranao
Am C D
Lalan-kafa koa no halehako izao.
Tetezana
C D G Em
Misy alahelo mavesatra ao am-po
C D G
Misy faharesena tsy ekena
C D G Em
Ny hany handresena, hifaliantsika roa
Am C D
Sambatra isika nifankatia tokoa
Fiverenana (2x)
G C G
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
G Em C D
Tsy hanadino anao aho, sy ireo fiarahana
G C G
N’inon’inona hatao, n’aiza n’aiza misy ahy
C G/B Am D G
Ny fitia no tsaroako dia ho finaritra aho
C G/B Am D G
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
Tonony 2
G Em
Hivavaka aho, mba ho antsika e
Am D
Hivavaka ho anao
G Em
Ka ilay endrikao sariaka
C D
Tsy hiala eny aminao
C D G Em
’Lay Ray Mpitari-dalana hanoro izay hatao
Am C D
Angataho e, angataho izay ilainao
Tetezana
C D G Em
Misy alahelo mavesatra ao am-po
C D G
Misy faharesena tsy ekena
C D G Em
Ny hany handresena, hifaliantsika roa
Am C D
Sambatra isika nifankatia tokoa
Fiverenana
G C G
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
G Em C D
Tsy hanadino anao aho, sy ireo fiarahana
G C G
N’inon’inona hatao, n’aiza n’aiza misy ahy
C G/B Am D G
Ny fitia no tsaroako dia ho finaritra aho
C G/B Am D G
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
Fiverenana (ambony)
A D A
Tsy hanadino anao, raha mbola velona
A F#m D E
Tsy hanadino anao aho, sy ireo fiarahana
A D A
N’inon’inona hatao, n’aiza n’aiza misy ahy
D A/C# Bm E A
Ny fitia no tsaroako dia ho finaritra aho
D A/C# Bm E A
Fahatsiarovana ao am-po, maharitra
Like this:
Like Loading...
Related