Key: C, G Intro (Key: C) C(add9)..F/A.. | C/E..F.. C/G.. G(add9)..| C-Csus4 C.. Verse 1 C(add9) C/E F N'andro manjombona, n'hatsiaka mamanala C/E Dm(add9) C/G G(add9) Rehefa eo ianao, misind’ ireny mia__la C F/C C/E F Hafanana, tambitamby teny mamy C/G G(add9) C--Csus4-C.. Aleoko foana, eo anilanao hatrany Chorus #1 F G Fa ny anilanao anie ry tiana C C Dia mitondra fifaliana C/E F Raha lavitra anao D7 G-G(add9) G-G7 Tsy hita izay hatao C C/E F Dm7 Ny alina, toa diavolan-dava C/G Mbola hafa ihany G C-Csus4-C.. Izany akaikinao izany --> Am..(D) Verse 2 (Key: G) D G(add9) C(add9) Na rivotra mifofo, na orana mifafy G/B Am(add9) Dsus4-D7 Rehefa eo ianao, toa elatra mitafy G C G/B Sangisangy, tsikitsiky tsy mba lany C G/D D7 G Toa satry foana, ho eo anilanao hatrany Chorus #2 C D Fa ny anilanao anie ry tiana G G Dia mitondra fifaliana G/B C A(7) D Raha lavitra anao, Tsy hita izay hatao G G/D G C Am7 Ny alina, toa diavolan-dava G/D D7 G Mbola hafa ihany, izany akaikinao izany
Bridge C..Am7-D | G.... Mbola hafa ihany raha ianao C..Am7.. | D..D7/F# G C ---->Fa ny anilanao.... Chorus #2 Outro C G/D D7 Mbola hafa ihany, izany akaikinao C..Cm G Ny akai___kinao A7: x02020 Am7: x02010 Am(add9):x02410 C/E:0x2010 C/G: 3x2010 C(add9): x32030 Cm: x35433 Csus4: x33010 D7: xx0212 Dm7: x57565 Dm(add9):xx0230 D7/F#:2x0212 Dsus4: xx0233 F: 1x3211 F/A: x03211 F/C: x33211 G7: 3x0001 G/D: xx0033 G(add9): 3x0203 Hiran'i Farakely sy Laza rehetra: Farakely sy Laza