Hiran'i Jose sy Tahiana rehetra: Jose sy Tahiana A': x07655 Bb: x13331 C#m: x46654 D/F#:2xx232 E/G#:4xxx00 F#m: 244222 F#: 244322 Gm: 355333 Fampidirana C F C F C F C Tonony 1 F F F Raha mbola mitempo, raha mbola mivetso ny fo F Gm Gm Dia ho anao, ho anao ry tsy foiko Bb C Ny anilanao no ventiventesiko hatrany C D Ny fitiavanao no ambetin-dresako hoe mamy D G D/F# Em Ry ilay nofini____diko Em C D D Em Ianao no efa tiako, hiara-dia ka ho doria Em C D Ka amin'ity andro ity dia isika roa, D F Hanorina ilay tokantrano soa F C C D Tokantrano soa, lafatra tokoa
Tonony 1 (ambony) G G G Raha mbola mitempo, raha mbola mivetso ny fo G Am Am Dia ho anao, ho anao ry tsy foiko C D Ny anilanao no ventiventesiko hatrany D E Ny fitiavanao no ambetin-dresako hoe mamy E A E/G# F#m Ry ilay nofini____diko F#m D E E F#m Ianao no efa tiako, hiara-dia ka ho doria F#m D E Ka amin'ity andro ity dia isika roa, E G Hanorina ilay tokantrano soa G D D A Tokantrano soa, lafatra tokoa Fiverenana A D E Na tsiky tomany ianao ihany E A F# Ianao no tokako eto an-tany F# Bm Ka ninon'inona hanjo Bm E Dia ianao ianao tokoa E A Bm A' Ianao no andry hiankinan'ity fo A' D E Na ngidy na mamy ianao ihany E C#m F# Ianao no tokiko eto an-ta___ny F# Bm Efa voasoratra fa ianao Bm E Ianao no anjarako E A Bm A' Bm A Fitiavako anao dia tsy mba ho la_________ny Tonony 2 G G G Injay fa migadona ilay ora mamy tokoa G Am Am Ilay ora sarobidy nandrasantsika roa C D K' ilay voady nohamasinin'ny Ray Tsitoha D E Ka ireo havana sy namana hifaly E A E/G# F#m Fa nampifandraisin'ny fo F#m D E E F#m Hitambatra ho ira__y, hitambatra ho mandrakizay F#m D E Ka ninon'inona hanjo dia isika roa E G Efa nifanaiky hiezaka tokoa G D D A Hiezaka tokoa, hizara ny soa Fiverenana A D E Na tsiky tomany ianao ihany E A F# Ianao no tokako eto an-tany F# Bm Ka ninon'inona hanjo Bm E Dia ianao ianao tokoa E A Bm A' Ianao no andry hiankinan'ity fo A' D E Na ngidy na mamy ianao ihany E C#m F# Ianao no tokiko eto an-ta___ny F# Bm Efa voasoratra fa ianao Bm E Ianao no anjarako E A Bm A Fitiavako anao dia tsy mba ho la___ny Tetezana (naoty mitovy amin'ny fiverenana) A D E E A F# Ie____ , o o o o Bm E A Fiverenana (mitovy amin'ny ambony ankoatran'ny farany io ambany io E A Bm A' Bm A Fitiavako anao dia tsy mba ho la_________ny