Hiran'i Dama rehetra: Dama Capo: 2 B7: x21202 B: x24442 C#: x46664 F#: 2x4322 F: 1x3211 G: 3x5433 G#: 4x6546 Fampidirana E F# A F# B7 B7-E E F# G F# F B7 Tonony 1 E F# O raozy raozy e, raozy kely maty aho a A B7 Nahoana ho aho ianao, no tsy mety mody A B7 E Mankaty amin’ny tranonay Tonony 2 E F# O raozy raozy e, raozy kely any an-tsaha A B7 Avia vetivety aty aminay fa A B7 E Amboleko etsy an-tokota_ny
Tonony 3 F# F# F# Tsy tiany, tsy tiany e ny tokotaninay A B7 Satria ny tokotaninay dia A B7 E Misy zezi-bazaha Tonony 4 F# F# F# Tsy tiany, tsy tiany e ny an-tranonay A B7 Satria rehefa tonga ao izy A B7 E Dia gadraina ao anaty vazy Fiverenana C# F# Aminareo izay tady haka B B Tsy mijery tsy mitsiky B G# Tsy miteny izy ho oa C# F# Aminareo izay tady hitondra B B Tandremo tandremo B E Sao dia maratra ho oa F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely maty aho a G F# E Nahoana ho aho ianao no dia masiaka F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely an-tsaha G F# E Manana tsilo ananki-telo
Tetezana
E F#
Ô ...O
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
E F#
Ô raozy raozy e, O raozy raozy e
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
Tonony 5 F# F# F# Ny volony ny volony, dia volo mahafatifaty A B7 Vokatra tsara tahaka ny bozaka A B7 E Maniry eny an-tsaha Tonony 6 F# F# F# Ny masony ny masony, dia maso mahafatifaty A B7 Mahita ny zava-miafina A B7 E Izay afenina azy
Tonony 7 F# F# F# Ny orony ny orony, dia orona mahafatifaty A B7 Mahalala ny rivotra tsara A B7 E Izay tokony hiainana Tonony 8 F# F# F# Ny vavany ny vavany, dia vava mahafatifaty A B7 Mahasahy miteny ny marina A B7 E Izay tsy azo lazaina Tonony 9 F# F# F# Ny sofiny ny sofiny, dia sofina mahafatifaty A B7 Heno ny vaovao A B7 E Izay hafenina azy Fiverenana C# F# Aminareo izay tady haka B B Tsy mijery tsy mitsiky B G# Tsy miteny izy ho oa C# F# Aminareo izay tady hitondra B B Tandremo tandremo B E Sao dia maratra ho oa F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely maty aho a G F# E Nahoana ho aho ianao no dia masiaka F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely an-tsaha G F# E Manana tsilo ananki-telo
Tetezana
E F#
Ô ...O
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
E F#
Ô raozy raozy e, O raozy raozy e
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
Tonony 9 F# F# F# Ny tratrany ny tratrany, dia tratra mahafatifaty A B7 Afaka manome ronono velona A B7 E Ho an’ireo zaza tsy ampy sakafo Tonony 10 F# F# F# Ny kibony ny kibony, dia kibo mahafatifaty A B7 Afaka manome zaza A B7 E Ho an’ireo izay tsy mba manana
Tonony 11 F# F# F# Ny tanany ny tanany, dia tanana mahafatifaty A B7 Enjankenjana tsara A B7 E Sady be bokon’hozatra Tonony 12 F# F# F# Ny tongony ny tongony, dia tongotra mahafatifaty A B7 Vakivaky ny andro vao maraina A B7 E Sy ny fotaka eny an-tsaha Fiverenana C# F# Aminareo izay tady haka B B Tsy mijery tsy mitsiky B G# Tsy miteny izy ho oa C# F# Aminareo izay tady hitondra B B Tandremo tandremo B E Sao dia maratra ho oa F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely maty aho a G F# E Nahoana ho aho ianao no dia masiaka F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely an-tsaha G F# E Manana tsilo ananki-telo
Tetezana/Famaranana
E F#
Ô ...O
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
E F#
Ô raozy raozy e, O raozy raozy e
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
Advertisements