Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 5 F: 1x3211 G/B: x20003 Tonony 1 Am Dm Isekely ihany no mba mamiko G C Faniriko hatry ny ela be Am F Masoandroko, fifaliako Dm G Ka tsy mety ho adinoko Tonony 2 Am Dm Isekely no fitaratra G C Itarafana ny fiainana Am F Na ny masonao, na ny tsikinao Dm G Manome fanantenana Fiverenana C G Mba omeo sary C G Ataoko ambany ondana Dm F Hiantsoana ny nofy Dm G Nofinofin-tsika roa Tonony 3 Am Dm Misy zavatra tsy laitrako G C Manahirana ny saiko Am F Tsy mampatory andro aman'alina Dm G Fa mampifoha maraina Tonony 4 Am Dm Tsy maintsy hianatra maraina G C Mbola hiverina ny hariva Am F Dia hitsena sy hanatitra Dm G Sao misy manadala Fiverenana C G Mampivezivezy C G Ianao sy ny fianarana Dm F Nefa ny fiainana Dm G Tsy vitan'ny fitiavana Tonony 5 Am Dm Isekely nefa tsy foiko G C Na dia mampijaly foana Am F Ianao no kintana, Ianao no volana Dm G Fanilon'ny foko Tonony 6 Am Dm Isekely no mba secret-ko G G/B C Tsy lazaiko an'iza n'iza Am F Hanamboarako hanoratako Dm G Hirahira vaovao Fiverenana C G Toa voninkazo C G Mbola ho ela vao halazo Dm F Ilay fitiavako Dm G Am Ny fitiavako anao
Advertisements