Hiran'i Romule rehetra: Romule Capo: 2 (afaka hovaina araka ny feo) B7: x21202 D7: xx0212 Dm: xx0231 D/F#: 2x0232 G7: 320001 G/B: x200xx Tonony 1 C Em Ao ihany ve ’reo hira mamy hatrizay F G Em Am No havela hangina ny taloha Dm G C G/B Am Misy mba mikolo ve ny orimbatonay D D/F# G G7 Sa hirodana ka zary ho lo Tonony 2 C Em Misy anefa ireo ’zay mitahiry hatram’izao F G Em Am Ny Diary tena soa Dm G C G/B Am Ka zary fahatsiarovana ho ahy sy ho anao D G C D7 Vita sikotra ao am-po tokoa Fiverenana G D G Hendratra ny saina mahatsiahy G D G G7 ’Rony hirahira mamintsika C D C Ngolingoly foana ny fanahy C G C Mitanisa ny andro paradisa Tetezana F B7 Em Am Velon-tsento, te hikalo sesilany Dm G C G/B Am Nefa tsy afaka fa mbola mitoma__ny D D/F# Mora taitra loatra ny ankaso D D7 G G7 Hany ka mamafa ranomaso