Hiran'i Alain Rabetrano rehetra:Alain Rabetrano
Hiran'i Farakely rehetra: Farakely
Ny orijinaly dia Alain sy Malala
Bm: x24432 B: x24442
C#: x46664 C#m: x46654
F#m: 244222 F#: 244322 Fm:133111
FampidiranaA F#m D E| ATonony 1
A Bm E A
Omeko anao tsisy fetra, ny fitiavako rehetra
D A Bm E
Satria ianao no nahay, nanintona ny fo
C# F#m Bm Dm
Raiso re raha sitrakao, fa tsy hanenenao
A B E
Omeko anao ny fiainako tontolo
Tonony 2 A Bm E A
Omeko anao avokoa, 'zay mety ho fanirian’ny fo
D A Bm E
Ny masonao, ny tsikinao, nambabo ahy tokoa
C# F#m Bm Dm
Omeko anao fitiavana, 'zay rehetra irinao
A Bm E A
Raiso fa ho anao irery izany
Fiverenana Bm E A F#
'Zay sitrakao, dia manjary tiako koa
Bm D Bm E
Satria ianao, no andry iankinan’ny foko
Bm E A F#
'Zay mamina__ao, manjary mamiko ihany koa
Bm E
Omeko anao (omeko anao), omeko anao
A
Ny fiainako
Tetezana: A Bm C#m D| C#m Bm E G Tonony 3 (Ambony) C Dm G C
Omeko anao ny tanako, hitantana ny dianao
F Em Dm G F
Hioty voninkazo_sy, hanafosafo indray ka
E Am Dm Fm
Omeko ny heriko, 'zay vitako rehetra
C Dm G C
Raiso fa, ho anao tsy misy fetra
Fiverenana (Ambony) Dm G C A
'Zay sitrakao, dia manjary tiako koa
Dm F Dm G
Satria ianao, no andry iankinan’ny foko
Dm G C A
'Zay maminao, manjary mamiko ihany koa
Dm G
Omeko anao (omeko anao), omeko anao
C
Ny fiainako
FamarananaDm G C ADm F Dm G Dm G C A
'Zay maminao, manjary mamiko ihany koa
Dm G
Omeko anao (omeko anao), omeko anao
C
Ny fiainako