Key: C, D
Intro (Key:C) F..C/E..|Dm..G..
Verse 1
C Em Dm Am
Toa tsaroako, ireo lalao taloha
Dm Am G
Tadidiko avokoa, ato an-doha
C Em Dm Am
'Reo namako, dia be dia be tokoa
Dm Am G
Fa nanankinako ny fo, ianao
Chorus #1
F C/E Dm Dm7
Tsy ny ala_helo no mivoka
C G/B Am7
Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
Dm7 F/G
Fa mikalo ka tsy hiaro
G C
No tanisain’ny fo
Verse 2
C Em Dm Am
Satriko, raha mba teo foana ianao
Dm Am G-C/G-G
Ka hilaza izay vaovao, nefa izao
C Em Dm Am
Lavitra ahy, nifindra any an-kafa
Dm Am G-C/G-G
Feno banga manantsafa, tsy hitafa
Chorus #2
F C/E Dm
Tsy ny ala_helo no mivoka
C G/B Am
Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
F F/G
Fa mikalo ka tsy hiaro
G Am-G/B-C-C/G
No tanisain’ny fo
F C/E Dm
Tsy ny ala_helo no mivoka
C Em7 Am
Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
F F/G
Fa mikalo ka tsy hiaro
G Ab/Bb
No tanisain’ny fo
Bridge: Eb..Gm7..| Fm7..Ab-Bb
Eb..Gm7..| Fm7..Ab(add9)/Bb..
Eb..Gm7..| Db ..Ab..
G7/B-G7/D-Cm7-F7-Bb
G7-C-A7-D
Verse 3 (Key: D)
D F#m Em Bm
Taona maro, tsy mba nifanankalo
Em Bm A
Hery tsy mampimalo, 'zay nandalo
D F#m Em Bm
'Lay fahazazana, no atambatro visaina
Em Bm A
No kaloiko ho hiraina, mba ho anao
Chorus (2x)
G D/F# Em
Tsy ny ala_helo no mivoka
D A/C# Bm
Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
G G/A
Fa mikalo ka tsy hiaro
A. Bm-A/C#-D-D/A
No tanisain’ny fo
G D/F# Em
Tsy ny ala_helo no mivoka
D A/C# Bm
Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
G G/A
Fa mikalo ka tsy hiaro
A D
No tanisain’ny fo
Tondrompeon’i Aina Cook hafa: Aina Cook