Hiran'i Bessa rehetra: Bessa Tonalite: G Intro: Em(add11)...B7... (2x) Em(add11)...Am...| Bbdim7...B... Tonony 1 Em D/F# G C G/D D G Mifaly a_minao ny foko Andriamanitra_ô A/G D/F# G/B D/A A(7) D Fa niposak'ao ny taratry ny lanitra Fiverenana D/A G/B C G/B C D Tononkalo vao no indro izao ate__riko G G/B C C G/D D G Tompo ô! ianao no tanjako sy heriko Intro
Tonony 2 Em D/F# G C G/D D G Manazava ahy ny endrikao somamby A/G D/F# G/B D/A A(7) D Ravo ny fanahy fa voatambita___mby Fiverenana/Intro Tonony 3 Em D/F# G C G/D D G Ny androko_oma_ly maratra raha atambatra A/G D/F# G/B D/A A(7) G Toloranao fitia dia tony sady sambatra Fiverenana (2x)
Mba mangataka tuto “MIALA TSINY” an’i BESSA eh! Mankasitraka be dia de!
Efa iny ka…jereo tsara daholo ny titre ao
https://acousticgasy.com/2016/11/22/miala-tsiny-bessa/